Al-Ahzab · 70/73
Fandikana Fanononana — Al-Ahzab
يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا اتَّقُوا اللَّهَ وَقُولُوا قَوْلًا سَدِيدًا ٧٠
Transliteration
Yaaa aiyuhal lazeena aamanut taqul laaha wa qooloo qawlan sadeedaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ô ianareo izay mino! Matahora an’i Allah ianareo, ary mitenena teny marina ianareo
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 68-72 — Al-Ahzab
68رَبَّنَا آتِهِمْ ضِعْفَيْنِ مِنَ الْعَذَابِ وَالْعَنْهُمْ لَعْنًا كَبِيرًا
Tomponay ô ! Omeo azy ireo ny sazy avo roa heny, ary ozòny amin’ny fanozonana lehibe izy ireo.
69يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَكُونُوا كَالَّذِينَ آذَوْا مُوسَىٰ فَبَرَّأَهُ اللَّهُ مِمَّا قَالُوا ۚ وَكَانَ عِندَ اللَّهِ وَجِيهًا
Ô Ianareo izay mino ! Aza manao tahaka ireo izay nanafintohina an’i Mosa (Mosesy) ianareo. Nodiovin’i Allah tamin’izay niampangan’izy ireo azy izy, ary izy dia mendri-kaja teo anatrehan’i Allah.
70يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا اتَّقُوا اللَّهَ وَقُولُوا قَوْلًا سَدِيدًا
Ô ianareo izay mino! Matahora an’i Allah ianareo, ary mitenena teny marina ianareo
71يُصْلِحْ لَكُمْ أَعْمَالَكُمْ وَيَغْفِرْ لَكُمْ ذُنُوبَكُمْ ۗ وَمَن يُطِعِ اللَّهَ وَرَسُولَهُ فَقَدْ فَازَ فَوْزًا عَظِيمًا
Mba hanatsarany ny asanareo sy hamelany ny helokareo. Fa na iza na iza mankatò an’i Allah sy ny Irany dia tena nahazo fahombiazana lehibe.
72إِنَّا عَرَضْنَا الْأَمَانَةَ عَلَى السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَالْجِبَالِ فَأَبَيْنَ أَن يَحْمِلْنَهَا وَأَشْفَقْنَ مِنْهَا وَحَمَلَهَا الْإِنسَانُ ۖ إِنَّهُ كَانَ ظَلُومًا جَهُولًا
Marina fa natolotray an’ireo lanitra sy ny tany, ary ireo tendrombohitra ny andraikitra. Nefa nandà ny hitondra izany izy ireo sady natahotra, fa ny olombelona kosa no nitondra izany; kanefa izy dia tena mpanao ny tsy rariny sy tena tsy mahalala.
Al-AhzabFizahan-takila Koraña
73Andininy
MedinanRevelation
70Andininy
Fandikana — Al-Ahzab 70
Surah Al-Ahzab Andininy 70 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ô ianareo izay mino! Matahora an’i Allah ianareo, ary mitenena…Surah Andininy 70/73 — Al-Ahzab الأحزاب (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ahzab Henoy, Al-Ahzab Fandikana, Al-Ahzab mp3, Al-Ahzab pdf. Andininy 68–72. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








