Saba · 49/54
Fandikana Fanononana — Surah Saba
قُلْ جَاءَ الْحَقُّ وَمَا يُبْدِئُ الْبَاطِلُ وَمَا يُعِيدُ ۝٤٩
Qul jaaa`al haqqu wa maa yubdi`ul baatilu wa maa yu`eed
📖 Dikany Malagasy
Teneno hoe: “ Tonga ny marina (Islamo). Fa ny diso (ny tsy finoana) dia tsy afaka manohy intsony na mamerina indray ”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 47-51 — Surah Saba

47قُلْ مَا سَأَلْتُكُم مِّنْ أَجْرٍ فَهُوَ لَكُمْ ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَى اللَّهِ ۖ وَهُوَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ شَهِيدٌ
Lazao hoe : " Ny tambiny izay hangatahiko aminareo, dia ho anareo ihany. satria Allah irery ihany no manome tambiny ahy".
48قُلْ إِنَّ رَبِّي يَقْذِفُ بِالْحَقِّ عَلَّامُ الْغُيُوبِ
Teneno hoe : “ Marina fa ny Tompoko dia mandefa ny fahamarinana (amin’ireo Irany).Izy Ilay tena Mahalala ny zava-mafina ”.
49قُلْ جَاءَ الْحَقُّ وَمَا يُبْدِئُ الْبَاطِلُ وَمَا يُعِيدُ
Teneno hoe: “ Tonga ny marina (Islamo). Fa ny diso (ny tsy finoana) dia tsy afaka manohy intsony na mamerina indray ”.
50قُلْ إِن ضَلَلْتُ فَإِنَّمَا أَضِلُّ عَلَىٰ نَفْسِي ۖ وَإِنِ اهْتَدَيْتُ فَبِمَا يُوحِي إِلَيَّ رَبِّي ۚ إِنَّهُ سَمِيعٌ قَرِيبٌ
Teneno hoe : “ Raha very làlana aho dia ny tenako ihany no ho very; fa raha voatari-dàlana kosa aho, dia noho ny fanambarana izay nalefan’ny Tompoko tamiko. Marina fa Izy dia Maheno ny zava-drehetra; sady Akaiky ”.
51وَلَوْ تَرَىٰ إِذْ فَزِعُوا فَلَا فَوْتَ وَأُخِذُوا مِن مَّكَانٍ قَرِيبٍ
Ary raha hitanao fa azon’ny tahotra izy ireo, ka tsy afa-mandositra, dia horaisina eo amin’ny toerana akaiky izy ireo.
SabaFizahan-takila Koraña
54Andininy
MeccanRevelation
49Andininy

Fandikana — Saba 49

Surah Saba Andininy 49 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Teneno hoe: “ Tonga ny marina (Islamo). Fa ny diso…

Surah Andininy 49/54 — Surah Saba سبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Saba Henoy, Surah Saba Fandikana, Surah Saba mp3, Surah Saba pdf. Andininy 47–51. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers