Ya-Sina · 24/83
Fandikana Fanononana — Surah Ya-Sina
إِنِّي إِذًا لَّفِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ ۝٢٤
Inneee izal-lafee dalaa-lim-mubeen
📖 Dikany Malagasy
Raha izany, dia tena ao anatin’ny fahaverezana miharihary tokoa aho.

🎧 Henoy


📜 Andininy 22-26 — Surah Ya-Sina

22وَمَا لِيَ لَا أَعْبُدُ الَّذِي فَطَرَنِي وَإِلَيْهِ تُرْجَعُونَ
Ary inona moa no handrara ahy tsy hanompoako Ilay nahary ahy ? Nefa any Aminy no tsy maintsy hamerenana anareo.
23أَأَتَّخِذُ مِن دُونِهِ آلِهَةً إِن يُرِدْنِ الرَّحْمَٰنُ بِضُرٍّ لَّا تُغْنِ عَنِّي شَفَاعَتُهُمْ شَيْئًا وَلَا يُنقِذُونِ
Moa haka zanahary hafa ankoatra Azy ve aho ? Raha te-hanao ratsy ahy Ilay be fiantrana, dia tsy hahasoa ahy ny fanelanelanan’izy ireo, sady tsy afaka hanavotra ahy izy ireo.
24إِنِّي إِذًا لَّفِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Raha izany, dia tena ao anatin’ny fahaverezana miharihary tokoa aho.
25إِنِّي آمَنتُ بِرَبِّكُمْ فَاسْمَعُونِ
Mino ny Tomponareo aho, koa mba henoinareo ary aho.
26قِيلَ ادْخُلِ الْجَنَّةَ ۖ قَالَ يَا لَيْتَ قَوْمِي يَعْلَمُونَ
Dia nolazaina taminy hoe : “ Midira ao amin’ny Paradisa ianao ”, ka nilaza izy hoe : “ Raha mba fantatry ny vahoakako mantsy !
Ya-SinaFizahan-takila Koraña
83Andininy
MeccanRevelation
24Andininy

Fandikana — Ya-Sina 24

Surah Ya-Sina Andininy 24 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Raha izany, dia tena ao anatin’ny fahaverezana miharihary tokoa aho.

Surah Andininy 24/83 — Surah Ya-Sina يس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ya-Sina Henoy, Surah Ya-Sina Fandikana, Surah Ya-Sina mp3, Surah Ya-Sina pdf. Andininy 22–26. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers