As-Saffat · 165/182
Fandikana Fanononana — Surah As-Saffat
وَإِنَّا لَنَحْنُ الصَّافُّونَ ۝١٦٥
Wa innaa llanah nus saaffoon
📖 Dikany Malagasy
Ary izahay (Anjely) dia tena milahatra araka ny laharana

🎧 Henoy


📜 Andininy 163-167 — Surah As-Saffat

163إِلَّا مَنْ هُوَ صَالِ الْجَحِيمِ
Afa-tsy izay hiditra ao anatin’ny afobe (Djahim).
164وَمَا مِنَّا إِلَّا لَهُ مَقَامٌ مَّعْلُومٌ
Tsy misy na dia iray aza aminay ka tsy manana toerana efa fantatra
165وَإِنَّا لَنَحْنُ الصَّافُّونَ
Ary izahay (Anjely) dia tena milahatra araka ny laharana
166وَإِنَّا لَنَحْنُ الْمُسَبِّحُونَ
Ary izahay no tena mpidera ny voninahitr’I Allah
167وَإِن كَانُوا لَيَقُولُونَ
Ary izy ireo dia tena manana fahazarana miteny hoe :
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
165Andininy

Fandikana — As-Saffat 165

Surah As-Saffat Andininy 165 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary izahay (Anjely) dia tena milahatra araka ny laharana

Surah Andininy 165/182 — Surah As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah As-Saffat Henoy, Surah As-Saffat Fandikana, Surah As-Saffat mp3, Surah As-Saffat pdf. Andininy 163–167. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers