As-Saffat · 174/182
Fandikana Fanononana — Surah As-Saffat
فَتَوَلَّ عَنْهُمْ حَتَّىٰ حِينٍ ۝١٧٤
Fatawalla `anhum hatta heen
📖 Dikany Malagasy
Ary miataha azy ireo ianao (ry Mohammad), mandra-pahatongan’ny fotoana vitsivitsy

🎧 Henoy


📜 Andininy 172-176 — Surah As-Saffat

172إِنَّهُمْ لَهُمُ الْمَنصُورُونَ
Fa izy ireo no tena hahazo ny fanavotana
173وَإِنَّ جُندَنَا لَهُمُ الْغَالِبُونَ
Ary ny miaramilanay no tena ho mpandresy.
174فَتَوَلَّ عَنْهُمْ حَتَّىٰ حِينٍ
Ary miataha azy ireo ianao (ry Mohammad), mandra-pahatongan’ny fotoana vitsivitsy
175وَأَبْصِرْهُمْ فَسَوْفَ يُبْصِرُونَ
Ary araho maso izy ireo fa tsy ho ela dia hahita izy ireo !
176أَفَبِعَذَابِنَا يَسْتَعْجِلُونَ
Ny famaizana avy Aminay ve no tadiavin’izy ireo hafainganina?
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
174Andininy

Fandikana — As-Saffat 174

Surah As-Saffat Andininy 174 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary miataha azy ireo ianao (ry Mohammad), mandra-pahatongan’ny fotoana vitsivitsy

Surah Andininy 174/182 — Surah As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah As-Saffat Henoy, Surah As-Saffat Fandikana, Surah As-Saffat mp3, Surah As-Saffat pdf. Andininy 172–176. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers