Sady · 87/88
Fandikana Fanononana — Surah Sady
إِنْ هُوَ إِلَّا ذِكْرٌ لِّلْعَالَمِينَ ۝٨٧
In huwa illaa zikrul lil`aalameen
📖 Dikany Malagasy
Tsy inona akory ity faminaniana ity afa-tsy fampahatsiahivana an'izao tontolo izao

🎧 Henoy


📜 Andininy 85-88 — Surah Sady

85لَأَمْلَأَنَّ جَهَنَّمَ مِنكَ وَمِمَّن تَبِعَكَ مِنْهُمْ أَجْمَعِينَ
Tena ho fenoiko anao ny Afobe (Djahannama) sy izay rehetra hanaraka anao amin’izy ireo.
86قُلْ مَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ وَمَا أَنَا مِنَ الْمُتَكَلِّفِينَ
Teneno :“ Tsy mangataka tambiny aminareo amin’izany aho; ary tsy anisan’ireo mpisandoka.
87إِنْ هُوَ إِلَّا ذِكْرٌ لِّلْعَالَمِينَ
Tsy inona akory ity faminaniana ity afa-tsy fampahatsiahivana an'izao tontolo izao
88وَلَتَعْلَمُنَّ نَبَأَهُ بَعْدَ حِينٍ
Ary tena ho fantatrareo tsy ho ela ny vaovao momba izany !.
SadyFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
87Andininy

Fandikana — Sady 87

Surah Sady Andininy 87 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy inona akory ity faminaniana ity afa-tsy fampahatsiahivana an'izao tontolo…

Surah Andininy 87/88 — Surah Sady ص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Sady Henoy, Surah Sady Fandikana, Surah Sady mp3, Surah Sady pdf. Andininy 85–88. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers