Sady · 88/88
Fandikana Fanononana — Surah Sady
وَلَتَعْلَمُنَّ نَبَأَهُ بَعْدَ حِينٍ ۝٨٨
Wa lata`lamunna naba ahoo ba`da heen
📖 Dikany Malagasy
Ary tena ho fantatrareo tsy ho ela ny vaovao momba izany !.

🎧 Henoy


📜 Andininy 86-88 — Surah Sady

86قُلْ مَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ وَمَا أَنَا مِنَ الْمُتَكَلِّفِينَ
Teneno :“ Tsy mangataka tambiny aminareo amin’izany aho; ary tsy anisan’ireo mpisandoka.
87إِنْ هُوَ إِلَّا ذِكْرٌ لِّلْعَالَمِينَ
Tsy inona akory ity faminaniana ity afa-tsy fampahatsiahivana an'izao tontolo izao
88وَلَتَعْلَمُنَّ نَبَأَهُ بَعْدَ حِينٍ
Ary tena ho fantatrareo tsy ho ela ny vaovao momba izany !.
SadyFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
88Andininy

Fandikana — Sady 88

Surah Sady Andininy 88 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tena ho fantatrareo tsy ho ela ny vaovao momba…

Surah Andininy 88/88 — Surah Sady ص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Sady Henoy, Surah Sady Fandikana, Surah Sady mp3, Surah Sady pdf. Andininy 86–88. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers