Az-Zumar · 46/75
Fandikana Fanononana — Surah Az-Zumar
قُلِ اللَّهُمَّ فَاطِرَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ عَالِمَ الْغَيْبِ وَالشَّهَادَةِ أَنتَ تَحْكُمُ بَيْنَ عِبَادِكَ فِي مَا كَانُوا فِيهِ يَخْتَلِفُونَ ۝٤٦
Qulil laahumma faatiras samaawaati wal ardi `Aalimal Ghaibi washshahaadati Anta tahkumu baina `ibaadika fee maa kaanoo fee yakhtalifoon
📖 Dikany Malagasy
Lazao hoe : “ Ô Allah, Ilay Mpahary ny lanitra sy ny tany, Mpahalala ny miafina sy ny hita-maso, Ianao no hitsara ireo mpanomponao, amin’izay tsy nampitovy hevitra azy ireo ”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 44-48 — Surah Az-Zumar

44قُل لِّلَّهِ الشَّفَاعَةُ جَمِيعًا ۖ لَّهُ مُلْكُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۖ ثُمَّ إِلَيْهِ تُرْجَعُونَ
Dia lazao hoe : “An’I Allah ny fanelanelanana rehetra. Azy ny fanjakan’ny lanitra sy ny tany. Ary any Aminy no hamerenana anareo”
45وَإِذَا ذُكِرَ اللَّهُ وَحْدَهُ اشْمَأَزَّتْ قُلُوبُ الَّذِينَ لَا يُؤْمِنُونَ بِالْآخِرَةِ ۖ وَإِذَا ذُكِرَ الَّذِينَ مِن دُونِهِ إِذَا هُمْ يَسْتَبْشِرُونَ
Ary rehefa ampahatsiahivina ny maha tokana an’i Allah, dia sorena mafy ny fon’ireo izay tsy mino ny fiainana any ankoatra, fa rehefa ampahatsiahivina kosa ireo izay ankoatra Azy, dia indro fa feno hafaliana izy ireo.
46قُلِ اللَّهُمَّ فَاطِرَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ عَالِمَ الْغَيْبِ وَالشَّهَادَةِ أَنتَ تَحْكُمُ بَيْنَ عِبَادِكَ فِي مَا كَانُوا فِيهِ يَخْتَلِفُونَ
Lazao hoe : “ Ô Allah, Ilay Mpahary ny lanitra sy ny tany, Mpahalala ny miafina sy ny hita-maso, Ianao no hitsara ireo mpanomponao, amin’izay tsy nampitovy hevitra azy ireo ”.
47وَلَوْ أَنَّ لِلَّذِينَ ظَلَمُوا مَا فِي الْأَرْضِ جَمِيعًا وَمِثْلَهُ مَعَهُ لَافْتَدَوْا بِهِ مِن سُوءِ الْعَذَابِ يَوْمَ الْقِيَامَةِ ۚ وَبَدَا لَهُم مِّنَ اللَّهِ مَا لَمْ يَكُونُوا يَحْتَسِبُونَ
Raha an’ireo mpanao ny tsy rariny izay rehetra misy eto ambonin’ny tany, ary mbola hampiana mitovy amin’izany, dia mba natolony ho takalo hialana amin’ny famaizana ratsy indrindra amin’ny andro fitsanganana izany, ary hiseho amin’izy ireo avy amin’I Allah, izay tsy mbola noeritreretin’izy ireo mihitsy.
48وَبَدَا لَهُمْ سَيِّئَاتُ مَا كَسَبُوا وَحَاقَ بِهِم مَّا كَانُوا بِهِ يَسْتَهْزِئُونَ
Ary haseho amin’izy ireo ny ratsy nataony, ka hanarona azy ireo izay noesoiny.
Az-ZumarFizahan-takila Koraña
75Andininy
MeccanRevelation
46Andininy

Fandikana — Az-Zumar 46

Surah Az-Zumar Andininy 46 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Lazao hoe : “ Ô Allah, Ilay Mpahary ny lanitra…

Surah Andininy 46/75 — Surah Az-Zumar الزمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Az-Zumar Henoy, Surah Az-Zumar Fandikana, Surah Az-Zumar mp3, Surah Az-Zumar pdf. Andininy 44–48. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers