Az-Zukhruf · 41/89
Fandikana Fanononana — Az-Zukhruf
فَإِمَّا نَذْهَبَنَّ بِكَ فَإِنَّا مِنْهُم مُّنتَقِمُونَ ۝٤١
Fa immaa nazhabanna bika fa innaa minhum muntaqimoon
📖 Dikany Malagasy
Na alainay ianao, dia hanasazy azy ireo Izahay.

🎧 Henoy


📜 Andininy 39-43 — Az-Zukhruf

39وَلَن يَنفَعَكُمُ الْيَوْمَ إِذ ظَّلَمْتُمْ أَنَّكُمْ فِي الْعَذَابِ مُشْتَرِكُونَ
Tsy hahazoanareo tombotsoa mihitsy izy amin’izany andro izany ; raha nanao ny tsy rariny tokoa ianareo, dia hiara-voasazy.
40أَفَأَنتَ تُسْمِعُ الصُّمَّ أَوْ تَهْدِي الْعُمْيَ وَمَن كَانَ فِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Moa va, ianao no mampandre ny marenina na mitarika ny jamba, sy izay efa very lalana miharihary ?
41فَإِمَّا نَذْهَبَنَّ بِكَ فَإِنَّا مِنْهُم مُّنتَقِمُونَ
Na alainay ianao, dia hanasazy azy ireo Izahay.
42أَوْ نُرِيَنَّكَ الَّذِي وَعَدْنَاهُمْ فَإِنَّا عَلَيْهِم مُّقْتَدِرُونَ
Na hasehonay aminao izay nampanantenainay azy ireo; satria manana fahefana amin’izy ireo Izahay.
43فَاسْتَمْسِكْ بِالَّذِي أُوحِيَ إِلَيْكَ ۖ إِنَّكَ عَلَىٰ صِرَاطٍ مُّسْتَقِيمٍ
Fikiro mafy izay nambara taminao, fa amin’ny lalana mahitsy ianao.
Az-ZukhrufFizahan-takila Koraña
89Andininy
MeccanRevelation
41Andininy

Fandikana — Az-Zukhruf 41

Surah Az-Zukhruf Andininy 41 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Na alainay ianao, dia hanasazy azy ireo Izahay.

Surah Andininy 41/89 — Az-Zukhruf الزخرف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Az-Zukhruf Henoy, Az-Zukhruf Fandikana, Az-Zukhruf mp3, Az-Zukhruf pdf. Andininy 39–43. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers