Ad-Dukhan · 14/59
Fandikana Fanononana — Ad-Dukhan
ثُمَّ تَوَلَّوْا عَنْهُ وَقَالُوا مُعَلَّمٌ مَّجْنُونٌ ۝١٤
Summaa tawallaw `anhu wa qaaloo mu`allamum majnoon
📖 Dikany Malagasy
Avy eo, dia nihataka taminy izy ireo, sady niteny hoe: “Olona nanovo fahalalana izy io, nidiran’ny devoly.”
🎧 Henoy

📜 Andininy 12-16 — Ad-Dukhan

12رَّبَّنَا اكْشِفْ عَنَّا الْعَذَابَ إِنَّا مُؤْمِنُونَ
Tomponay ô ! Alaviro aminay ny famaizana. Fa mino tokoa izahay.
13أَنَّىٰ لَهُمُ الذِّكْرَىٰ وَقَدْ جَاءَهُمْ رَسُولٌ مُّبِينٌ
Taiza izany fahatsiarovan-tenan’izy ireo izany, nefa dia efa tonga tamin’izy ireo ny iraka mazava.
14ثُمَّ تَوَلَّوْا عَنْهُ وَقَالُوا مُعَلَّمٌ مَّجْنُونٌ
Avy eo, dia nihataka taminy izy ireo, sady niteny hoe: “Olona nanovo fahalalana izy io, nidiran’ny devoly.”
15إِنَّا كَاشِفُو الْعَذَابِ قَلِيلًا ۚ إِنَّكُمْ عَائِدُونَ
Ho foananay fotoana fohy ny famaizana, fa mbola hamerina ianareo.
16يَوْمَ نَبْطِشُ الْبَطْشَةَ الْكُبْرَىٰ إِنَّا مُنتَقِمُونَ
Ny andro hampiasanay ny famaizana mafy indrindra sy hanaovanay famelan-keloka.
Ad-DukhanFizahan-takila Koraña
59Andininy
MeccanRevelation
14Andininy

Fandikana — Ad-Dukhan 14

Surah Ad-Dukhan Andininy 14 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avy eo, dia nihataka taminy izy ireo, sady niteny hoe:…

Surah Andininy 14/59 — Ad-Dukhan الدخان (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ad-Dukhan Henoy, Ad-Dukhan Fandikana, Ad-Dukhan mp3, Ad-Dukhan pdf. Andininy 12–16. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers