Mohammady · 24/38
Fandikana Fanononana — Mohammady
أَفَلَا يَتَدَبَّرُونَ الْقُرْآنَ أَمْ عَلَىٰ قُلُوبٍ أَقْفَالُهَا ۝٢٤
Afalaa yatadabbaroonal Qur-aana am `alaa quloobin aqfaaluhaa
📖 Dikany Malagasy
Tsy mandinika ny Koroany va izy ireo ? Sa misy hidiny ny fon'izy ireo ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 22-26 — Mohammady

22فَهَلْ عَسَيْتُمْ إِن تَوَلَّيْتُمْ أَن تُفْسِدُوا فِي الْأَرْضِ وَتُقَطِّعُوا أَرْحَامَكُمْ
Moa va raha mitsipaka ianareo, dia tsy ahiana hampiely fanimbana ety an-tany, sy hanapaka ny fihavanana amin’ireo mpiray tampo aminareo ?
23أُولَٰئِكَ الَّذِينَ لَعَنَهُمُ اللَّهُ فَأَصَمَّهُمْ وَأَعْمَىٰ أَبْصَارَهُمْ
Izy ireny no voahozon’I Allah, sy nataony marenina, ary jamba ihany koa ny fahitàny.
24أَفَلَا يَتَدَبَّرُونَ الْقُرْآنَ أَمْ عَلَىٰ قُلُوبٍ أَقْفَالُهَا
Tsy mandinika ny Koroany va izy ireo ? Sa misy hidiny ny fon'izy ireo ?
25إِنَّ الَّذِينَ ارْتَدُّوا عَلَىٰ أَدْبَارِهِم مِّن بَعْدِ مَا تَبَيَّنَ لَهُمُ الْهُدَى ۙ الشَّيْطَانُ سَوَّلَ لَهُمْ وَأَمْلَىٰ لَهُمْ
Ireo izay niverin-dalana, rehefa avy naseho taminy ny lalana mahitsy, dia nobaboin’ny devoly ny fony, ary nofitahiny.
26ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمْ قَالُوا لِلَّذِينَ كَرِهُوا مَا نَزَّلَ اللَّهُ سَنُطِيعُكُمْ فِي بَعْضِ الْأَمْرِ ۖ وَاللَّهُ يَعْلَمُ إِسْرَارَهُمْ
Satria notenenin’izy ireo tamin’ireo nankahala ny fanambaran’I Allah hoe : “Hankato anareo amin’ny zavatra sasantsasany izahay.” Fantatr’I Allah anefa izay afenin’izy ireo.
MohammadyFizahan-takila Koraña
38Andininy
MedinanRevelation
24Andininy

Fandikana — Mohammady 24

Surah Mohammady Andininy 24 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy mandinika ny Koroany va izy ireo ? Sa misy…

Surah Andininy 24/38 — Mohammady محمد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Mohammady Henoy, Mohammady Fandikana, Mohammady mp3, Mohammady pdf. Andininy 22–26. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers