Al-Fath · 23/29
Fandikana Fanononana — Al-Fath
سُنَّةَ اللَّهِ الَّتِي قَدْ خَلَتْ مِن قَبْلُ ۖ وَلَن تَجِدَ لِسُنَّةِ اللَّهِ تَبْدِيلًا ۝٢٣
Sunnatal laahil latee qad khalat min qablu wa lan tajida lisunnatil laahi tabdeelaa
📖 Dikany Malagasy
Izany no fitsipika napetrak’I Allah nampiharina tamin’ireo taranaka taloha. Ary tsy hahita fiovana amin’ny fitsipika napetrak’I Allah mihitsy ianao.
🎧 Henoy

📜 Andininy 21-25 — Al-Fath

21وَأُخْرَىٰ لَمْ تَقْدِرُوا عَلَيْهَا قَدْ أَحَاطَ اللَّهُ بِهَا ۚ وَكَانَ اللَّهُ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرًا
Nampanantena fananana hafa voababo ho anareo, izay tsy ho azonareo mihitsy Izy, kanefa dia nofehezin’I Allah tamin’ny heriny izany, satria mahefa ny zavatra rehetra Allah.
22وَلَوْ قَاتَلَكُمُ الَّذِينَ كَفَرُوا لَوَلَّوُا الْأَدْبَارَ ثُمَّ لَا يَجِدُونَ وَلِيًّا وَلَا نَصِيرًا
Ary raha miady aminareo ireo tsy mpino, dia tsy maintsy hitodi-doha izy ireo, ka tsy hahita namana na mpamonjy mihitsy.
23سُنَّةَ اللَّهِ الَّتِي قَدْ خَلَتْ مِن قَبْلُ ۖ وَلَن تَجِدَ لِسُنَّةِ اللَّهِ تَبْدِيلًا
Izany no fitsipika napetrak’I Allah nampiharina tamin’ireo taranaka taloha. Ary tsy hahita fiovana amin’ny fitsipika napetrak’I Allah mihitsy ianao.
24وَهُوَ الَّذِي كَفَّ أَيْدِيَهُمْ عَنكُمْ وَأَيْدِيَكُمْ عَنْهُم بِبَطْنِ مَكَّةَ مِن بَعْدِ أَنْ أَظْفَرَكُمْ عَلَيْهِمْ ۚ وَكَانَ اللَّهُ بِمَا تَعْمَلُونَ بَصِيرًا
Izy no nampihataka ny tanan’izy ireo taminareo, tao amin’ny lohasahan’i Makkat (Lameka), sady nampihataka ny tananareo tamin’izy ireo koa taorian’ny nampandreseny anareo. Ary hitan’I Allah tsara izay ataonareo.
25هُمُ الَّذِينَ كَفَرُوا وَصَدُّوكُمْ عَنِ الْمَسْجِدِ الْحَرَامِ وَالْهَدْيَ مَعْكُوفًا أَن يَبْلُغَ مَحِلَّهُ ۚ وَلَوْلَا رِجَالٌ مُّؤْمِنُونَ وَنِسَاءٌ مُّؤْمِنَاتٌ لَّمْ تَعْلَمُوهُمْ أَن تَطَئُوهُمْ فَتُصِيبَكُم مِّنْهُم مَّعَرَّةٌ بِغَيْرِ عِلْمٍ ۖ لِّيُدْخِلَ اللَّهُ فِي رَحْمَتِهِ مَن يَشَاءُ ۚ لَوْ تَزَيَّلُوا لَعَذَّبْنَا الَّذِينَ كَفَرُوا مِنْهُمْ عَذَابًا أَلِيمًا
Izy ireo no tsy nino sy nisakana anareo tsy ho any amin’ny trano masina fiankohofana sy nisakana ihany koa ny tsy hahatongavan’ny sorona voafatotra eo amin’ny toerana fanaovana izany. Raha tsy nisy ireo lehilahy mpino sy ireo vehivavy mpino, tsy fantatrareo (tao Lameka) izay saika voahitsakareo, ka nahatonga anareo ho sosotra tamin’izany nohon'ny tsy fahalalana izany dia mba hampidiran’I Allah izay tiany ao amin’ny famindram-pony. Ary raha navahana ireo mpino, dia tsy maintsy nofaizinay tamin’ny famaizana mamirifiry tokoa izay tsy nino tamin’izy ireo (ireo mponin’i Lameka).
Al-FathFizahan-takila Koraña
29Andininy
MedinanRevelation
23Andininy

Fandikana — Al-Fath 23

Surah Al-Fath Andininy 23 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izany no fitsipika napetrak’I Allah nampiharina tamin’ireo taranaka taloha. Ary…

Surah Andininy 23/29 — Al-Fath الفتح (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Fath Henoy, Al-Fath Fandikana, Al-Fath mp3, Al-Fath pdf. Andininy 21–25. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers