Al-Fath · 22/29
Fandikana Fanononana — Al-Fath
وَلَوْ قَاتَلَكُمُ الَّذِينَ كَفَرُوا لَوَلَّوُا الْأَدْبَارَ ثُمَّ لَا يَجِدُونَ وَلِيًّا وَلَا نَصِيرًا ۝٢٢
Wa law qaatalakumul lazeena kafaroo la wallawul adbaara summa laa yajidoona waliyanw-wa laa naseeraa
📖 Dikany Malagasy
Ary raha miady aminareo ireo tsy mpino, dia tsy maintsy hitodi-doha izy ireo, ka tsy hahita namana na mpamonjy mihitsy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 20-24 — Al-Fath

20وَعَدَكُمُ اللَّهُ مَغَانِمَ كَثِيرَةً تَأْخُذُونَهَا فَعَجَّلَ لَكُمْ هَٰذِهِ وَكَفَّ أَيْدِيَ النَّاسِ عَنكُمْ وَلِتَكُونَ آيَةً لِّلْمُؤْمِنِينَ وَيَهْدِيَكُمْ صِرَاطًا مُّسْتَقِيمًا
Nampanantena fananana maro voababo ho alainareo Allah, ary nohafainganiny ho anareo izany, ka nampanalaviriny taminareo ny tanan’olona hafa, mba ho famantarana ho an’ireo mpino, ary hitarihany anareo amin’ny lalana mahitsy;
21وَأُخْرَىٰ لَمْ تَقْدِرُوا عَلَيْهَا قَدْ أَحَاطَ اللَّهُ بِهَا ۚ وَكَانَ اللَّهُ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرًا
Nampanantena fananana hafa voababo ho anareo, izay tsy ho azonareo mihitsy Izy, kanefa dia nofehezin’I Allah tamin’ny heriny izany, satria mahefa ny zavatra rehetra Allah.
22وَلَوْ قَاتَلَكُمُ الَّذِينَ كَفَرُوا لَوَلَّوُا الْأَدْبَارَ ثُمَّ لَا يَجِدُونَ وَلِيًّا وَلَا نَصِيرًا
Ary raha miady aminareo ireo tsy mpino, dia tsy maintsy hitodi-doha izy ireo, ka tsy hahita namana na mpamonjy mihitsy.
23سُنَّةَ اللَّهِ الَّتِي قَدْ خَلَتْ مِن قَبْلُ ۖ وَلَن تَجِدَ لِسُنَّةِ اللَّهِ تَبْدِيلًا
Izany no fitsipika napetrak’I Allah nampiharina tamin’ireo taranaka taloha. Ary tsy hahita fiovana amin’ny fitsipika napetrak’I Allah mihitsy ianao.
24وَهُوَ الَّذِي كَفَّ أَيْدِيَهُمْ عَنكُمْ وَأَيْدِيَكُمْ عَنْهُم بِبَطْنِ مَكَّةَ مِن بَعْدِ أَنْ أَظْفَرَكُمْ عَلَيْهِمْ ۚ وَكَانَ اللَّهُ بِمَا تَعْمَلُونَ بَصِيرًا
Izy no nampihataka ny tanan’izy ireo taminareo, tao amin’ny lohasahan’i Makkat (Lameka), sady nampihataka ny tananareo tamin’izy ireo koa taorian’ny nampandreseny anareo. Ary hitan’I Allah tsara izay ataonareo.
Al-FathFizahan-takila Koraña
29Andininy
MedinanRevelation
22Andininy

Fandikana — Al-Fath 22

Surah Al-Fath Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha miady aminareo ireo tsy mpino, dia tsy maintsy…

Surah Andininy 22/29 — Al-Fath الفتح (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Fath Henoy, Al-Fath Fandikana, Al-Fath mp3, Al-Fath pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers