Adh-Dhariyat · 4/60
Fandikana Fanononana — Surah Adh-Dhariyat
فَالْمُقَسِّمَاتِ أَمْرًا ۝٤
Falmuqassimaati amraa
📖 Dikany Malagasy
Amin’ireo anjely mpizara araka ny baiko,

🎧 Henoy


📜 Andininy 2-6 — Surah Adh-Dhariyat

2فَالْحَامِلَاتِ وِقْرًا
Amin’ny rahona mpitondra havesarana,
3فَالْجَارِيَاتِ يُسْرًا
Amin’ny sambo mikorisa amim-pahamorana,
4فَالْمُقَسِّمَاتِ أَمْرًا
Amin’ireo anjely mpizara araka ny baiko,
5إِنَّمَا تُوعَدُونَ لَصَادِقٌ
Fa marina avokoa izay ampanantenana anareo.
6وَإِنَّ الدِّينَ لَوَاقِعٌ
Ary ho tonga tsy azo ifandirana ny andro fitsarana.
Adh-DhariyatFizahan-takila Koraña
60Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — Adh-Dhariyat 4

Surah Adh-Dhariyat Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Amin’ireo anjely mpizara araka ny baiko,

Surah Andininy 4/60 — Surah Adh-Dhariyat الذاريات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Adh-Dhariyat Henoy, Surah Adh-Dhariyat Fandikana, Surah Adh-Dhariyat mp3, Surah Adh-Dhariyat pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers