At-Toury · 28/49
Fandikana Fanononana — Surah At-Toury
إِنَّا كُنَّا مِن قَبْلُ نَدْعُوهُ ۖ إِنَّهُ هُوَ الْبَرُّ الرَّحِيمُ ٢٨
Transliteration
Innaa kunnaa min qablu nad`oohu innahoo huwal barrur raheem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Izy no nantsointsika taloha. Fa izy no mpiantra, ilay be indrafo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 26-30 — Surah At-Toury
26قَالُوا إِنَّا كُنَّا قَبْلُ فِي أَهْلِنَا مُشْفِقِينَ
ka hiteny izy ireo hoe : ‘’ Niaina tao anatin’ny tahotra isika, teo amin’ny fianakaviantsika."
27فَمَنَّ اللَّهُ عَلَيْنَا وَوَقَانَا عَذَابَ السَّمُومِ
Ka nomen’I Allah tombotsoa manokana isika sady narovany tamin’ny famaizan’ny fofofofon’ny afo.
28إِنَّا كُنَّا مِن قَبْلُ نَدْعُوهُ ۖ إِنَّهُ هُوَ الْبَرُّ الرَّحِيمُ
Izy no nantsointsika taloha. Fa izy no mpiantra, ilay be indrafo.
29فَذَكِّرْ فَمَا أَنتَ بِنِعْمَتِ رَبِّكَ بِكَاهِنٍ وَلَا مَجْنُونٍ
Ampahatsiarovy àry amin’ny alalan’ny fahasoavan’ny Tomponao, fa tsy mpisikidy ianao na adala.
30أَمْ يَقُولُونَ شَاعِرٌ نَّتَرَبَّصُ بِهِ رَيْبَ الْمَنُونِ
Na koa hiteny izy ireo hoe: “ Mpanao tononkalo ! Aoka handrasantsika ho azy ny kapokin'ny fahafatesana ”.
At-TouryFizahan-takila Koraña
49Andininy
MeccanRevelation
28Andininy
Fandikana — At-Toury 28
Surah At-Toury Andininy 28 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izy no nantsointsika taloha. Fa izy no mpiantra, ilay be…Surah Andininy 28/49 — Surah At-Toury الطور (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Toury Henoy, Surah At-Toury Fandikana, Surah At-Toury mp3, Surah At-Toury pdf. Andininy 26–30. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, September 8, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








