An-Najm · 38/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
أَلَّا تَزِرُ وَازِرَةٌ وِزْرَ أُخْرَىٰ ۝٣٨
Allaa taziru waaziratunw wizra ukhraa
📖 Dikany Malagasy
Fa tsy hisy hizaka ny enta-mavesatry ny hafa,

🎧 Henoy


📜 Andininy 36-40 — Surah An-Najm

36أَمْ لَمْ يُنَبَّأْ بِمَا فِي صُحُفِ مُوسَىٰ
Tsy nambara taminy va izay tao anatin’ny takelak’i Mosesy.
37وَإِبْرَاهِيمَ الَّذِي وَفَّىٰ
Sy ny an’i Abrahama izay nitazona tanteraka ?
38أَلَّا تَزِرُ وَازِرَةٌ وِزْرَ أُخْرَىٰ
Fa tsy hisy hizaka ny enta-mavesatry ny hafa,
39وَأَن لَّيْسَ لِلْإِنسَانِ إِلَّا مَا سَعَىٰ
Ary raha ny marina dia arakaraka izay fiezahan'ny olombelona ihany no azony.
40وَأَنَّ سَعْيَهُ سَوْفَ يُرَىٰ
Ary hamafisina, fa ny fiezahany dia haseho azy.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
38Andininy

Fandikana — An-Najm 38

Surah An-Najm Andininy 38 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa tsy hisy hizaka ny enta-mavesatry ny hafa,

Surah Andininy 38/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 36–40. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers