An-Najm · 5/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
عَلَّمَهُ شَدِيدُ الْقُوَىٰ ۝٥
Allamahoo shadeedul quwaa
📖 Dikany Malagasy
Izay nampianarin’ilay hery lehibe taminy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 3-7 — Surah An-Najm

3وَمَا يَنطِقُ عَنِ الْهَوَىٰ
Ary tsy miteny araka ny sitrapony izy.
4إِنْ هُوَ إِلَّا وَحْيٌ يُوحَىٰ
Fa izany dia faminaniana tonga taminy.
5عَلَّمَهُ شَدِيدُ الْقُوَىٰ
Izay nampianarin’ilay hery lehibe taminy.
6ذُو مِرَّةٍ فَاسْتَوَىٰ
Manan-tsaina ; ary niseho tamin’ny endrika maha izy azy.
7وَهُوَ بِالْأُفُقِ الْأَعْلَىٰ
Raha teo amin’ny fara-vodilanitra ambony izy.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — An-Najm 5

Surah An-Najm Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izay nampianarin’ilay hery lehibe taminy.

Surah Andininy 5/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers