Al-Qamar · 36/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
وَلَقَدْ أَنذَرَهُم بَطْشَتَنَا فَتَمَارَوْا بِالنُّذُرِ ۝٣٦
Wa laqad anzarahum batshatanaa fatamaaraw binnuzur
📖 Dikany Malagasy
Nampitandrina azy ireo ny amin’ny famaizana avy Aminay anefa izy. Saingy nampisalasala azy ireo ny fampitandremana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 34-38 — Al-Qamar

34إِنَّا أَرْسَلْنَا عَلَيْهِمْ حَاصِبًا إِلَّا آلَ لُوطٍ ۖ نَّجَّيْنَاهُم بِسَحَرٍ
Nandefa rivo-mahery tamin’izy ireo izahay, afa tsy tamin’ny fianakavian'i Lota, izay novonjenay talohan’ny mangiran-dratsy,
35نِّعْمَةً مِّنْ عِندِنَا ۚ كَذَٰلِكَ نَجْزِي مَن شَكَرَ
Fahasoavana avy Aminay, toy izany no amalianay soa izay mahay mankasitraka.
36وَلَقَدْ أَنذَرَهُم بَطْشَتَنَا فَتَمَارَوْا بِالنُّذُرِ
Nampitandrina azy ireo ny amin’ny famaizana avy Aminay anefa izy. Saingy nampisalasala azy ireo ny fampitandremana.
37وَلَقَدْ رَاوَدُوهُ عَن ضَيْفِهِ فَطَمَسْنَا أَعْيُنَهُمْ فَذُوقُوا عَذَابِي وَنُذُرِ
Araka izany, dia nitady haka fanahy ireo vahinin'izy ireo, ka nataonay jamba ny masony : “Andramo ary ny Famaizako sy ny fampitandremako.”
38وَلَقَدْ صَبَّحَهُم بُكْرَةً عَذَابٌ مُّسْتَقِرٌّ
Vao maraina dia azon’ny famaizana maharitra izy ireo.
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
36Andininy

Fandikana — Al-Qamar 36

Surah Al-Qamar Andininy 36 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nampitandrina azy ireo ny amin’ny famaizana avy Aminay anefa izy.…

Surah Andininy 36/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 34–38. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers