Al-Qamar · 37/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
وَلَقَدْ رَاوَدُوهُ عَن ضَيْفِهِ فَطَمَسْنَا أَعْيُنَهُمْ فَذُوقُوا عَذَابِي وَنُذُرِ ۝٣٧
Wa laqad raawadoohu `andaifee fatamasnaaa a`yunahum fazooqoo `azaabee wa nuzur
📖 Dikany Malagasy
Araka izany, dia nitady haka fanahy ireo vahinin'izy ireo, ka nataonay jamba ny masony : “Andramo ary ny Famaizako sy ny fampitandremako.”
🎧 Henoy

📜 Andininy 35-39 — Al-Qamar

35نِّعْمَةً مِّنْ عِندِنَا ۚ كَذَٰلِكَ نَجْزِي مَن شَكَرَ
Fahasoavana avy Aminay, toy izany no amalianay soa izay mahay mankasitraka.
36وَلَقَدْ أَنذَرَهُم بَطْشَتَنَا فَتَمَارَوْا بِالنُّذُرِ
Nampitandrina azy ireo ny amin’ny famaizana avy Aminay anefa izy. Saingy nampisalasala azy ireo ny fampitandremana.
37وَلَقَدْ رَاوَدُوهُ عَن ضَيْفِهِ فَطَمَسْنَا أَعْيُنَهُمْ فَذُوقُوا عَذَابِي وَنُذُرِ
Araka izany, dia nitady haka fanahy ireo vahinin'izy ireo, ka nataonay jamba ny masony : “Andramo ary ny Famaizako sy ny fampitandremako.”
38وَلَقَدْ صَبَّحَهُم بُكْرَةً عَذَابٌ مُّسْتَقِرٌّ
Vao maraina dia azon’ny famaizana maharitra izy ireo.
39فَذُوقُوا عَذَابِي وَنُذُرِ
Andramo àry ny famaizako sy ny fampitandremako.
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
37Andininy

Fandikana — Al-Qamar 37

Surah Al-Qamar Andininy 37 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Araka izany, dia nitady haka fanahy ireo vahinin'izy ireo, ka…

Surah Andininy 37/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 35–39. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers