Ar-Rahman · 47/78
Fandikana Fanononana — Ar-Rahman
فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ ۝٤٧
Fabi ayyi aalaaa`i Rabbikumaa tukazzibaan
📖 Dikany Malagasy
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 45-49 — Ar-Rahman

45فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
46وَلِمَنْ خَافَ مَقَامَ رَبِّهِ جَنَّتَانِ
Ary ho an’izay matahotra ny hitsangana eo anatrehan’ny Tompony dia hahazo zaridaina roa izy.
47فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
48ذَوَاتَا أَفْنَانٍ
Izay misy ratsan-kazo maro.
49فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
Ar-RahmanFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
47Andininy

Fandikana — Ar-Rahman 47

Surah Ar-Rahman Andininy 47 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo…

Surah Andininy 47/78 — Ar-Rahman الرحمن (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Rahman Henoy, Ar-Rahman Fandikana, Ar-Rahman mp3, Ar-Rahman pdf. Andininy 45–49. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers