Al-Waqi'ah · 24/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
جَزَاءً بِمَا كَانُوا يَعْمَلُونَ ۝٢٤
Jazaaa`am bimaa kaanoo ya`maloon
📖 Dikany Malagasy
Ho valisoa amin’izay nataon’izy ireo.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 22-26 — Surah Al-Waqi'ah

22وَحُورٌ عِينٌ
Ary hahazo tovovavin’ny Paradisa baribarimaso, sady tsara izy ireo.
23كَأَمْثَالِ اللُّؤْلُؤِ الْمَكْنُونِ
Toy ireny vatosoa tsara tahiry.
24جَزَاءً بِمَا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Ho valisoa amin’izay nataon’izy ireo.
25لَا يَسْمَعُونَ فِيهَا لَغْوًا وَلَا تَأْثِيمًا
Tsy hare teniteny foana na teny ratsy izy ireo ao .
26إِلَّا قِيلًا سَلَامًا سَلَامًا
Afa-tsy ny teny hoe : “ Fiadanana ! Fiadanana ! ” (Salam !Salam !).
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
24Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 24

Surah Al-Waqi'ah Andininy 24 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ho valisoa amin’izay nataon’izy ireo.

Surah Andininy 24/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 22–26. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers