Al-Waqi'ah · 65/96
Fandikana Fanononana — Al-Waqi'ah
لَوْ نَشَاءُ لَجَعَلْنَاهُ حُطَامًا فَظَلْتُمْ تَفَكَّهُونَ ۝٦٥
Law nashaaa`u laja`al naahu hutaaman fazaltum tafakkahoon
📖 Dikany Malagasy
Raha tianay dia ho potehinay izany. Ary dia tsy hitsahatra ny fahagaganareo:
🎧 Henoy

📜 Andininy 63-67 — Al-Waqi'ah

63أَفَرَأَيْتُم مَّا تَحْرُثُونَ
Mba hitanareo va ny asa-tany izay ataonareo ?
64أَأَنتُمْ تَزْرَعُونَهُ أَمْ نَحْنُ الزَّارِعُونَ
Ianareo va no mamboly izany ? Sa Izahay no Mpamboly ?
65لَوْ نَشَاءُ لَجَعَلْنَاهُ حُطَامًا فَظَلْتُمْ تَفَكَّهُونَ
Raha tianay dia ho potehinay izany. Ary dia tsy hitsahatra ny fahagaganareo:
66إِنَّا لَمُغْرَمُونَ
Indro izahay fa vesaran-trosa !
67بَلْ نَحْنُ مَحْرُومُونَ
Fa izahay dia nisakanana sy noraraina.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
65Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 65

Surah Al-Waqi'ah Andininy 65 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Raha tianay dia ho potehinay izany. Ary dia tsy hitsahatra…

Surah Andininy 65/96 — Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Waqi'ah Henoy, Al-Waqi'ah Fandikana, Al-Waqi'ah mp3, Al-Waqi'ah pdf. Andininy 63–67. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers