Al-Waqi'ah · 64/96
Fandikana Fanononana — Al-Waqi'ah
أَأَنتُمْ تَزْرَعُونَهُ أَمْ نَحْنُ الزَّارِعُونَ ۝٦٤
A-antum tazra`oonahooo am nahnuz zaari`ooon
📖 Dikany Malagasy
Ianareo va no mamboly izany ? Sa Izahay no Mpamboly ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 62-66 — Al-Waqi'ah

62وَلَقَدْ عَلِمْتُمُ النَّشْأَةَ الْأُولَىٰ فَلَوْلَا تَذَكَّرُونَ
Nahafantatra ny famoronana voalohany ianareo. Ka moa tsy tsaroanareo va izany ?
63أَفَرَأَيْتُم مَّا تَحْرُثُونَ
Mba hitanareo va ny asa-tany izay ataonareo ?
64أَأَنتُمْ تَزْرَعُونَهُ أَمْ نَحْنُ الزَّارِعُونَ
Ianareo va no mamboly izany ? Sa Izahay no Mpamboly ?
65لَوْ نَشَاءُ لَجَعَلْنَاهُ حُطَامًا فَظَلْتُمْ تَفَكَّهُونَ
Raha tianay dia ho potehinay izany. Ary dia tsy hitsahatra ny fahagaganareo:
66إِنَّا لَمُغْرَمُونَ
Indro izahay fa vesaran-trosa !
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
64Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 64

Surah Al-Waqi'ah Andininy 64 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ianareo va no mamboly izany ? Sa Izahay no Mpamboly…

Surah Andininy 64/96 — Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Waqi'ah Henoy, Al-Waqi'ah Fandikana, Al-Waqi'ah mp3, Al-Waqi'ah pdf. Andininy 62–66. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers