Al-Waqi'ah · 91/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
فَسَلَامٌ لَّكَ مِنْ أَصْحَابِ الْيَمِينِ ۝٩١
Fasalaamul laka min as haabil yameen
📖 Dikany Malagasy
(Dia hilaza hoe) : “ Fiadanana ho anao ! ”, avy amin’ireo olon’ny an-kavanana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 89-93 — Surah Al-Waqi'ah

89فَرَوْحٌ وَرَيْحَانٌ وَجَنَّتُ نَعِيمٍ
Dia hahazo fialan-tsasatra, sy hanitra, ary zaridainam-pahasambarana.
90وَأَمَّا إِن كَانَ مِنْ أَصْحَابِ الْيَمِينِ
Ary raha isan’ireo olon’ny an-kavanana izy.
91فَسَلَامٌ لَّكَ مِنْ أَصْحَابِ الْيَمِينِ
(Dia hilaza hoe) : “ Fiadanana ho anao ! ”, avy amin’ireo olon’ny an-kavanana.
92وَأَمَّا إِن كَانَ مِنَ الْمُكَذِّبِينَ الضَّالِّينَ
Fa raha isan’ireo nilaza lainga kosa izy, sady very làlana.
93فَنُزُلٌ مِّنْ حَمِيمٍ
Dia hapetraka ao anaty rano mangotraka.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
91Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 91

Surah Al-Waqi'ah Andininy 91 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : (Dia hilaza hoe) : “ Fiadanana ho anao ! ”,…

Surah Andininy 91/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 89–93. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers