Al-Waqi'ah · 92/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
وَأَمَّا إِن كَانَ مِنَ الْمُكَذِّبِينَ الضَّالِّينَ ۝٩٢
Wa ammaaa in kaana minal mukazzibeenad daaalleen
📖 Dikany Malagasy
Fa raha isan’ireo nilaza lainga kosa izy, sady very làlana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 90-94 — Surah Al-Waqi'ah

90وَأَمَّا إِن كَانَ مِنْ أَصْحَابِ الْيَمِينِ
Ary raha isan’ireo olon’ny an-kavanana izy.
91فَسَلَامٌ لَّكَ مِنْ أَصْحَابِ الْيَمِينِ
(Dia hilaza hoe) : “ Fiadanana ho anao ! ”, avy amin’ireo olon’ny an-kavanana.
92وَأَمَّا إِن كَانَ مِنَ الْمُكَذِّبِينَ الضَّالِّينَ
Fa raha isan’ireo nilaza lainga kosa izy, sady very làlana.
93فَنُزُلٌ مِّنْ حَمِيمٍ
Dia hapetraka ao anaty rano mangotraka.
94وَتَصْلِيَةُ جَحِيمٍ
Ka ho dioavina ao anatin'ny afo mamaivay.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
92Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 92

Surah Al-Waqi'ah Andininy 92 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa raha isan’ireo nilaza lainga kosa izy, sady very làlana.

Surah Andininy 92/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 90–94. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers