Al-An'am · 43/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
فَلَوْلَا إِذْ جَاءَهُم بَأْسُنَا تَضَرَّعُوا وَلَٰكِن قَسَتْ قُلُوبُهُمْ وَزَيَّنَ لَهُمُ الشَّيْطَانُ مَا كَانُوا يَعْمَلُونَ ۝٤٣
Falaw laaa iz jaaa`ahum baasunaa tadarra`oo wa laakin qasat quloobuhum wa zaiyana lahumush Shaitaanu maa kaanoo ya`maloon
📖 Dikany Malagasy
Nahoana àry, rehefa tonga tamin’izy ireo ny fitsapanay no tsy mba nanetri-tena izy ireo ? Kanefa nihamafy ny fon’izy ireo ary nohaingohaingoin’ny Satana izay asa rehetra nataon’izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 41-45 — Al-An'am

41بَلْ إِيَّاهُ تَدْعُونَ فَيَكْشِفُ مَا تَدْعُونَ إِلَيْهِ إِن شَاءَ وَتَنسَوْنَ مَا تُشْرِكُونَ
Tsia ! Izy irery ihany no antsoinareo ka hampisava izay antony niantsoanareo Azy,ary hanadino izay nakambanareo Taminy ianareo.
42وَلَقَدْ أَرْسَلْنَا إِلَىٰ أُمَمٍ مِّن قَبْلِكَ فَأَخَذْنَاهُم بِالْبَأْسَاءِ وَالضَّرَّاءِ لَعَلَّهُمْ يَتَضَرَّعُونَ
Ary efa nandefa ireo Iraka tamin’ny vahoaka maro teo alohanao Izahay, ka notsapainay izy ireo tamin’ny alalan’ny fahoriana sy ny aretina, angamba hanetri-tena izy ireo.
43فَلَوْلَا إِذْ جَاءَهُم بَأْسُنَا تَضَرَّعُوا وَلَٰكِن قَسَتْ قُلُوبُهُمْ وَزَيَّنَ لَهُمُ الشَّيْطَانُ مَا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Nahoana àry, rehefa tonga tamin’izy ireo ny fitsapanay no tsy mba nanetri-tena izy ireo ? Kanefa nihamafy ny fon’izy ireo ary nohaingohaingoin’ny Satana izay asa rehetra nataon’izy ireo.
44فَلَمَّا نَسُوا مَا ذُكِّرُوا بِهِ فَتَحْنَا عَلَيْهِمْ أَبْوَابَ كُلِّ شَيْءٍ حَتَّىٰ إِذَا فَرِحُوا بِمَا أُوتُوا أَخَذْنَاهُم بَغْتَةً فَإِذَا هُم مُّبْلِسُونَ
Rehefa nanadino izay nampahatsiahivina azy izy ireo dia nosokafanay ho azy ireo ny varavaran’ny zava-drehetra, ka rehefa faly tamin’izay nomena azy izy ireo dia noraisinay tampoka izy ireo, indro izy ireo fa tena diso fanantenana.
45فَقُطِعَ دَابِرُ الْقَوْمِ الَّذِينَ ظَلَمُوا ۚ وَالْحَمْدُ لِلَّهِ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Ka notaperina ny sisa tavela tamin’ireo vahoaka mpanao ny tsy rariny, ary dera ho an’i Allah Tompon’izao Tontolo izao.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
43Andininy

Fandikana — Al-An'am 43

Surah Al-An'am Andininy 43 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nahoana àry, rehefa tonga tamin’izy ireo ny fitsapanay no tsy…

Surah Andininy 43/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 41–45. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers