Al-Qalam · 15/52
Fandikana Fanononana — Al-Qalam
إِذَا تُتْلَىٰ عَلَيْهِ آيَاتُنَا قَالَ أَسَاطِيرُ الْأَوَّلِينَ ١٥
Transliteration
Izaa tutlaa `alaihi aayaatunaa qaala asaateerul awwaleen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Koa rehefa torina aminy ny faminaniana avy Amiko dia lazainy fa angano sy ariran'ny Ntaolo izany.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 13-17 — Al-Qalam
13عُتُلٍّ بَعْدَ ذَٰلِكَ زَنِيمٍ
Mafy fo, ary ankoatr'izany dia tsy manan-dray.
14أَن كَانَ ذَا مَالٍ وَبَنِينَ
Na dia manana harena sy zaza maro aza izy.
15إِذَا تُتْلَىٰ عَلَيْهِ آيَاتُنَا قَالَ أَسَاطِيرُ الْأَوَّلِينَ
Koa rehefa torina aminy ny faminaniana avy Amiko dia lazainy fa angano sy ariran'ny Ntaolo izany.
16سَنَسِمُهُ عَلَى الْخُرْطُومِ
Asinay famantarana eo amin'ny vavany.
17إِنَّا بَلَوْنَاهُمْ كَمَا بَلَوْنَا أَصْحَابَ الْجَنَّةِ إِذْ أَقْسَمُوا لَيَصْرِمُنَّهَا مُصْبِحِينَ
Nosedranay izy ireo tahaka ny nosedranay ireo Tompon'ny saha, izay niozona fa hanao fiotazana ny maraina.
Al-QalamFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
15Andininy
Fandikana — Al-Qalam 15
Surah Al-Qalam Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Koa rehefa torina aminy ny faminaniana avy Amiko dia lazainy…Surah Andininy 15/52 — Al-Qalam القلم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qalam Henoy, Al-Qalam Fandikana, Al-Qalam mp3, Al-Qalam pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








