Al-A'raf · 110/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
يُرِيدُ أَن يُخْرِجَكُم مِّنْ أَرْضِكُمْ ۖ فَمَاذَا تَأْمُرُونَ ۝١١٠
Yureedu ai yukhrijakum min ardikum famaazaa taamuroon
📖 Dikany Malagasy
Mila hamoaka anareo hiala amin’ny tanànanareo Izy”. “Ka inona no hevitra omenareo ?”

🎧 Henoy


📜 Andininy 108-112 — Surah Al-A'raf

108وَنَزَعَ يَدَهُ فَإِذَا هِيَ بَيْضَاءُ لِلنَّاظِرِينَ
Ary navoakany ny tanany, dia lasa fotsy mamirapiratra teo amin’ireo mpijery izany.
109قَالَ الْمَلَأُ مِن قَوْمِ فِرْعَوْنَ إِنَّ هَٰذَا لَسَاحِرٌ عَلِيمٌ
Niteny ireo loholona tamin’ny vahoakan’i Faraona nanao hoe : “Tena mpanao majika mahay tokoa izy io".
110يُرِيدُ أَن يُخْرِجَكُم مِّنْ أَرْضِكُمْ ۖ فَمَاذَا تَأْمُرُونَ
Mila hamoaka anareo hiala amin’ny tanànanareo Izy”. “Ka inona no hevitra omenareo ?”
111قَالُوا أَرْجِهْ وَأَخَاهُ وَأَرْسِلْ فِي الْمَدَائِنِ حَاشِرِينَ
Niteny izy ireo nanao hoe : “Ampiandraso Izy sy ny rahalahiny ,ary andefaso iraka mankany amin’ireo tanàna mba hamory olona".
112يَأْتُوكَ بِكُلِّ سَاحِرٍ عَلِيمٍ
Ho tonga eo aminao izy ireo miaraka amin’ny mpanao majika rehetra tena mahay”.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
110Andininy

Fandikana — Al-A'raf 110

Surah Al-A'raf Andininy 110 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mila hamoaka anareo hiala amin’ny tanànanareo Izy”. “Ka inona no…

Surah Andininy 110/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 108–112. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers