Al-A'raf · 176/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
وَلَوْ شِئْنَا لَرَفَعْنَاهُ بِهَا وَلَٰكِنَّهُ أَخْلَدَ إِلَى الْأَرْضِ وَاتَّبَعَ هَوَاهُ ۚ فَمَثَلُهُ كَمَثَلِ الْكَلْبِ إِن تَحْمِلْ عَلَيْهِ يَلْهَثْ أَوْ تَتْرُكْهُ يَلْهَث ۚ ذَّٰلِكَ مَثَلُ الْقَوْمِ الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا ۚ فَاقْصُصِ الْقَصَصَ لَعَلَّهُمْ يَتَفَكَّرُونَ ۝١٧٦
Wa law shi`naa larafa`naahu bihaa wa laakin nahooo akhlada ilal ardi watta ba`a hawaah; famasaluhoo kamasalil kalb; in tahmil `alaihi yalhas aw tatruk hu yalhas; zaalika masalul qawmil lazeena kazzaboo bi Aayaatinaa; faqsusil qasasa la`allahum yatafakkaroon
📖 Dikany Malagasy
Ary raha sitrakay dia ho nasondrotray tamin’ny alalan’izany izy, fa saingy nionona loatra teto an-tany izy sy nanaraka ny sitrapony. Ny mitovy azy dia ny alika, raha raisinao izy dia misefosefo, avelanao izy dia mbola misefosefo. Toy izany no ohatra mitovy amin’ny vahoaka izay milaza fa lainga ny famantaranay. Ka tantarao ny tantara, angamba handinika izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 174-178 — Surah Al-A'raf

174وَكَذَٰلِكَ نُفَصِّلُ الْآيَاتِ وَلَعَلَّهُمْ يَرْجِعُونَ
Ary tahak’izany no hanazavanay amin’ny antsipiriany ireo famantarana, ary angamba hiverina izy ireo!
175وَاتْلُ عَلَيْهِمْ نَبَأَ الَّذِي آتَيْنَاهُ آيَاتِنَا فَانسَلَخَ مِنْهَا فَأَتْبَعَهُ الشَّيْطَانُ فَكَانَ مِنَ الْغَاوِينَ
Ary tantarao amin’izy ireo vaovaon’ilay nomenay ny famantaranay, ka nihataka tanteraka tamin’izany, ary dia nasain’ny Satana nanaraka azy izy, ka anisan’ireo very.
176وَلَوْ شِئْنَا لَرَفَعْنَاهُ بِهَا وَلَٰكِنَّهُ أَخْلَدَ إِلَى الْأَرْضِ وَاتَّبَعَ هَوَاهُ ۚ فَمَثَلُهُ كَمَثَلِ الْكَلْبِ إِن تَحْمِلْ عَلَيْهِ يَلْهَثْ أَوْ تَتْرُكْهُ يَلْهَث ۚ ذَّٰلِكَ مَثَلُ الْقَوْمِ الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا ۚ فَاقْصُصِ الْقَصَصَ لَعَلَّهُمْ يَتَفَكَّرُونَ
Ary raha sitrakay dia ho nasondrotray tamin’ny alalan’izany izy, fa saingy nionona loatra teto an-tany izy sy nanaraka ny sitrapony. Ny mitovy azy dia ny alika, raha raisinao izy dia misefosefo, avelanao izy dia mbola misefosefo. Toy izany no ohatra mitovy amin’ny vahoaka izay milaza fa lainga ny famantaranay. Ka tantarao ny tantara, angamba handinika izy ireo.
177سَاءَ مَثَلًا الْقَوْمُ الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا وَأَنفُسَهُمْ كَانُوا يَظْلِمُونَ
Ratsy fanoharana tokoa ireo vahoaka izay milaza fa lainga ireo famantaranay, ka tamin’ny tenan’izy ireo ihany no nanaovan’izy ireo ny tsy rariny.
178مَن يَهْدِ اللَّهُ فَهُوَ الْمُهْتَدِي ۖ وَمَن يُضْلِلْ فَأُولَٰئِكَ هُمُ الْخَاسِرُونَ
Izay notarihin’I Allah, izy no tena voatari-dalana ary izay novereziny kosa, dia izy ireny no tena maty antoka.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
176Andininy

Fandikana — Al-A'raf 176

Surah Al-A'raf Andininy 176 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha sitrakay dia ho nasondrotray tamin’ny alalan’izany izy, fa…

Surah Andininy 176/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 174–178. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers