Al-A'raf · 175/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
وَاتْلُ عَلَيْهِمْ نَبَأَ الَّذِي آتَيْنَاهُ آيَاتِنَا فَانسَلَخَ مِنْهَا فَأَتْبَعَهُ الشَّيْطَانُ فَكَانَ مِنَ الْغَاوِينَ ۝١٧٥
Watlu `alaihim naba allazeee aatainaahu Aayaatinaa fansalakha minhaa fa atba`a hush Shaytaano fakaana minal ghaaween
📖 Dikany Malagasy
Ary tantarao amin’izy ireo vaovaon’ilay nomenay ny famantaranay, ka nihataka tanteraka tamin’izany, ary dia nasain’ny Satana nanaraka azy izy, ka anisan’ireo very.
🎧 Henoy

📜 Andininy 173-177 — Al-A'raf

173أَوْ تَقُولُوا إِنَّمَا أَشْرَكَ آبَاؤُنَا مِن قَبْلُ وَكُنَّا ذُرِّيَّةً مِّن بَعْدِهِمْ ۖ أَفَتُهْلِكُنَا بِمَا فَعَلَ الْمُبْطِلُونَ
Na koa hiteny ianareo nanao hoe : “Tena marina, nanakambana an'I Allah tamin’ny zavatra hafa ny razambenay tany aloha, ary izahay dia taranaka faramandimby taorian’izy ireo. Moa ve haringanao izahay noho izay nataon’ireo mpanao fahadisoana ?”
174وَكَذَٰلِكَ نُفَصِّلُ الْآيَاتِ وَلَعَلَّهُمْ يَرْجِعُونَ
Ary tahak’izany no hanazavanay amin’ny antsipiriany ireo famantarana, ary angamba hiverina izy ireo!
175وَاتْلُ عَلَيْهِمْ نَبَأَ الَّذِي آتَيْنَاهُ آيَاتِنَا فَانسَلَخَ مِنْهَا فَأَتْبَعَهُ الشَّيْطَانُ فَكَانَ مِنَ الْغَاوِينَ
Ary tantarao amin’izy ireo vaovaon’ilay nomenay ny famantaranay, ka nihataka tanteraka tamin’izany, ary dia nasain’ny Satana nanaraka azy izy, ka anisan’ireo very.
176وَلَوْ شِئْنَا لَرَفَعْنَاهُ بِهَا وَلَٰكِنَّهُ أَخْلَدَ إِلَى الْأَرْضِ وَاتَّبَعَ هَوَاهُ ۚ فَمَثَلُهُ كَمَثَلِ الْكَلْبِ إِن تَحْمِلْ عَلَيْهِ يَلْهَثْ أَوْ تَتْرُكْهُ يَلْهَث ۚ ذَّٰلِكَ مَثَلُ الْقَوْمِ الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا ۚ فَاقْصُصِ الْقَصَصَ لَعَلَّهُمْ يَتَفَكَّرُونَ
Ary raha sitrakay dia ho nasondrotray tamin’ny alalan’izany izy, fa saingy nionona loatra teto an-tany izy sy nanaraka ny sitrapony. Ny mitovy azy dia ny alika, raha raisinao izy dia misefosefo, avelanao izy dia mbola misefosefo. Toy izany no ohatra mitovy amin’ny vahoaka izay milaza fa lainga ny famantaranay. Ka tantarao ny tantara, angamba handinika izy ireo.
177سَاءَ مَثَلًا الْقَوْمُ الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا وَأَنفُسَهُمْ كَانُوا يَظْلِمُونَ
Ratsy fanoharana tokoa ireo vahoaka izay milaza fa lainga ireo famantaranay, ka tamin’ny tenan’izy ireo ihany no nanaovan’izy ireo ny tsy rariny.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
175Andininy

Fandikana — Al-A'raf 175

Surah Al-A'raf Andininy 175 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tantarao amin’izy ireo vaovaon’ilay nomenay ny famantaranay, ka nihataka…

Surah Andininy 175/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 173–177. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers