Al-A'raf · 184/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
أَوَلَمْ يَتَفَكَّرُوا ۗ مَا بِصَاحِبِهِم مِّن جِنَّةٍ ۚ إِنْ هُوَ إِلَّا نَذِيرٌ مُّبِينٌ ۝١٨٤
Awalam yatafakkaroo maa bisaahibihim min jinnah; in huwa illaa nazeerum mubeen
📖 Dikany Malagasy
Moa ve tsy nandinika izy ireo ? Tsy misy adalana akory amin’ny naman’izy ireo , tsy inona akory Izy afa-tsy Mpampitandrina miharihary ihany.
🎧 Henoy

📜 Andininy 182-186 — Al-A'raf

182وَالَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا سَنَسْتَدْرِجُهُم مِّنْ حَيْثُ لَا يَعْلَمُونَ
Ary ireo izay milaza fa lainga ireo fanambarany, dia ho tarihinay miandalana mankany amin’ny lalana tsy fantany izy ireo.
183وَأُمْلِي لَهُمْ ۚ إِنَّ كَيْدِي مَتِينٌ
Ka omeko fe-potoana izy ireo , fa azo antoka tokoa ny tetiko !
184أَوَلَمْ يَتَفَكَّرُوا ۗ مَا بِصَاحِبِهِم مِّن جِنَّةٍ ۚ إِنْ هُوَ إِلَّا نَذِيرٌ مُّبِينٌ
Moa ve tsy nandinika izy ireo ? Tsy misy adalana akory amin’ny naman’izy ireo , tsy inona akory Izy afa-tsy Mpampitandrina miharihary ihany.
185أَوَلَمْ يَنظُرُوا فِي مَلَكُوتِ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا خَلَقَ اللَّهُ مِن شَيْءٍ وَأَنْ عَسَىٰ أَن يَكُونَ قَدِ اقْتَرَبَ أَجَلُهُمْ ۖ فَبِأَيِّ حَدِيثٍ بَعْدَهُ يُؤْمِنُونَ
Moa ve tsy mba nandinika ny fanjakan’ireo lanitra sy ny tany izy ireo, sy ny zava-drehetra noharian’I Allah, angamba efa akaiky ny fotoam-piafaran’izy ireo ? Fa inona koa àry no teny hinoan’izy ireo aorian’izany ?
186مَن يُضْلِلِ اللَّهُ فَلَا هَادِيَ لَهُ ۚ وَيَذَرُهُمْ فِي طُغْيَانِهِمْ يَعْمَهُونَ
N'iza n'iza verezin’I Allah dia tsy mba hanana mpitarika mihitsy, ary Izy dia hamela azy ireo hirenireny amin’ny fihoaram-pefiny.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
184Andininy

Fandikana — Al-A'raf 184

Surah Al-A'raf Andininy 184 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve tsy nandinika izy ireo ? Tsy misy adalana…

Surah Andininy 184/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 182–186. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers