Al-A'raf · 66/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
قَالَ الْمَلَأُ الَّذِينَ كَفَرُوا مِن قَوْمِهِ إِنَّا لَنَرَاكَ فِي سَفَاهَةٍ وَإِنَّا لَنَظُنُّكَ مِنَ الْكَاذِبِينَ ٦٦
Transliteration
Qaalal mala ul lazeena kafaroo min qawmiheee innaa lanaraaka fee safaahatinw wa innaa lannazunnuka minal kaazibeen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Niteny ireo loholon’ireo izay tsy nino tamin’ny vahoakany nanao hoe : “Tena marina fa izahay dia mahita anao fa kely saina, ary tena mihevitra anao ho anisan’ireo mpandainga Izahay”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 64-68 — Al-A'raf
64فَكَذَّبُوهُ فَأَنجَيْنَاهُ وَالَّذِينَ مَعَهُ فِي الْفُلْكِ وَأَغْرَقْنَا الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا ۚ إِنَّهُمْ كَانُوا قَوْمًا عَمِينَ
Ka nataon’izy ireo ho mpandainga Izy. Ka navotanay Izy sy ireo izay niaraka taminy tao anaty sambo fiara, ary narendrikay kosa ireo izay nilaza fa lainga ny famantaranay. Marina fa vahoaka jamba tokoa izy ireo.
65۞ وَإِلَىٰ عَادٍ أَخَاهُمْ هُودًا ۗ قَالَ يَا قَوْمِ اعْبُدُوا اللَّهَ مَا لَكُم مِّنْ إِلَٰهٍ غَيْرُهُ ۚ أَفَلَا تَتَّقُونَ
Ary nalefa tamin’ny foko Aad ny ralahin’izy ireo Hod, dia niteny Izy hoe : “Ry vahoakako! Tompoinareo i Allah. Tsy manana Zanahary hafa ianareo ankoatr'Azy. Moa ve tsy hanana fatahorana ianareo?”
66قَالَ الْمَلَأُ الَّذِينَ كَفَرُوا مِن قَوْمِهِ إِنَّا لَنَرَاكَ فِي سَفَاهَةٍ وَإِنَّا لَنَظُنُّكَ مِنَ الْكَاذِبِينَ
Niteny ireo loholon’ireo izay tsy nino tamin’ny vahoakany nanao hoe : “Tena marina fa izahay dia mahita anao fa kely saina, ary tena mihevitra anao ho anisan’ireo mpandainga Izahay”.
67قَالَ يَا قَوْمِ لَيْسَ بِي سَفَاهَةٌ وَلَٰكِنِّي رَسُولٌ مِّن رَّبِّ الْعَالَمِينَ
Niteny Izy nanao hoe : “Ry vahoakako ! Tsy ao anaty fahakelezan-tsaina velively aho, fa Izaho kosa dia Iraka avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao”.
68أُبَلِّغُكُمْ رِسَالَاتِ رَبِّي وَأَنَا لَكُمْ نَاصِحٌ أَمِينٌ
Mampita aminareo ireo hafatry ny Tompoko Aho ary Izaho dia mpanolo-tsaina azo antoka ho anareo.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
66Andininy
Fandikana — Al-A'raf 66
Surah Al-A'raf Andininy 66 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny ireo loholon’ireo izay tsy nino tamin’ny vahoakany nanao hoe…Surah Andininy 66/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 64–68. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








