Al-A'raf · 67/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
قَالَ يَا قَوْمِ لَيْسَ بِي سَفَاهَةٌ وَلَٰكِنِّي رَسُولٌ مِّن رَّبِّ الْعَالَمِينَ ۝٦٧
Qaala yaa qawmi laisa bee safaahatunw wa laakinnee Rasoolum mir Rabbil `aalameen
📖 Dikany Malagasy
Niteny Izy nanao hoe : “Ry vahoakako ! Tsy ao anaty fahakelezan-tsaina velively aho, fa Izaho kosa dia Iraka avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 65-69 — Surah Al-A'raf

65۞ وَإِلَىٰ عَادٍ أَخَاهُمْ هُودًا ۗ قَالَ يَا قَوْمِ اعْبُدُوا اللَّهَ مَا لَكُم مِّنْ إِلَٰهٍ غَيْرُهُ ۚ أَفَلَا تَتَّقُونَ
Ary nalefa tamin’ny foko Aad ny ralahin’izy ireo Hod, dia niteny Izy hoe : “Ry vahoakako! Tompoinareo i Allah. Tsy manana Zanahary hafa ianareo ankoatr'Azy. Moa ve tsy hanana fatahorana ianareo?”
66قَالَ الْمَلَأُ الَّذِينَ كَفَرُوا مِن قَوْمِهِ إِنَّا لَنَرَاكَ فِي سَفَاهَةٍ وَإِنَّا لَنَظُنُّكَ مِنَ الْكَاذِبِينَ
Niteny ireo loholon’ireo izay tsy nino tamin’ny vahoakany nanao hoe : “Tena marina fa izahay dia mahita anao fa kely saina, ary tena mihevitra anao ho anisan’ireo mpandainga Izahay”.
67قَالَ يَا قَوْمِ لَيْسَ بِي سَفَاهَةٌ وَلَٰكِنِّي رَسُولٌ مِّن رَّبِّ الْعَالَمِينَ
Niteny Izy nanao hoe : “Ry vahoakako ! Tsy ao anaty fahakelezan-tsaina velively aho, fa Izaho kosa dia Iraka avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao”.
68أُبَلِّغُكُمْ رِسَالَاتِ رَبِّي وَأَنَا لَكُمْ نَاصِحٌ أَمِينٌ
Mampita aminareo ireo hafatry ny Tompoko Aho ary Izaho dia mpanolo-tsaina azo antoka ho anareo.
69أَوَعَجِبْتُمْ أَن جَاءَكُمْ ذِكْرٌ مِّن رَّبِّكُمْ عَلَىٰ رَجُلٍ مِّنكُمْ لِيُنذِرَكُمْ ۚ وَاذْكُرُوا إِذْ جَعَلَكُمْ خُلَفَاءَ مِن بَعْدِ قَوْمِ نُوحٍ وَزَادَكُمْ فِي الْخَلْقِ بَسْطَةً ۖ فَاذْكُرُوا آلَاءَ اللَّهِ لَعَلَّكُمْ تُفْلِحُونَ
Moa ve gaga ianareo raha tonga aminareo ny fampatsahivana avy amin’ny Tomponareo, izay nentin’ny olona iray avy aminareo mba hampitandrina anareo ? Ary mahatsiarova ianareo raha nataony ho mpandimby toerana taorian’ny vahoakan’i Noa, ary nampitomboiny ianareo tamin’ny vatana (fahatanjahana). Ka tsarovinareo ireo fahasoavan’I Allah angamba hahazo fahombiazana ianareo”.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
67Andininy

Fandikana — Al-A'raf 67

Surah Al-A'raf Andininy 67 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny Izy nanao hoe : “Ry vahoakako ! Tsy ao…

Surah Andininy 67/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 65–69. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers