Al-A'raf · 81/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
إِنَّكُمْ لَتَأْتُونَ الرِّجَالَ شَهْوَةً مِّن دُونِ النِّسَاءِ ۚ بَلْ أَنتُمْ قَوْمٌ مُّسْرِفُونَ ۝٨١
Innakum lataatoonar rijaala shahwatam min doonin nisaaa`; bal antumqawmum musrifoon
📖 Dikany Malagasy
Tena marina fa ianareo dia mankafy amin’ireo lehilahy ny filana ara-nofo ankoatr’ireo vehivavy ! Fa tena vahoaka mpanao ratsy tafahoatra ianareo”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 79-83 — Al-A'raf

79فَتَوَلَّىٰ عَنْهُمْ وَقَالَ يَا قَوْمِ لَقَدْ أَبْلَغْتُكُمْ رِسَالَةَ رَبِّي وَنَصَحْتُ لَكُمْ وَلَٰكِن لَّا تُحِبُّونَ النَّاصِحِينَ
Ka niamboho azy ireo izy ary niteny hoe : “Ry vahoahako! Efa nampitaiko taminareo ny hafatry ny Tompoko ary nanolo-tsaina anareo aho, saingy tsy tia ireo mpanolo-tsaina ianareo”.
80وَلُوطًا إِذْ قَالَ لِقَوْمِهِ أَتَأْتُونَ الْفَاحِشَةَ مَا سَبَقَكُم بِهَا مِنْ أَحَدٍ مِّنَ الْعَالَمِينَ
Ary (tsarovy) i Lota, “Rehefa niteny tamin’ny vahoakany hoe : “Ianareo ve manao ny asa vetaveta izay tsy mbola nisy nanao izany teo alohanareo?.
81إِنَّكُمْ لَتَأْتُونَ الرِّجَالَ شَهْوَةً مِّن دُونِ النِّسَاءِ ۚ بَلْ أَنتُمْ قَوْمٌ مُّسْرِفُونَ
Tena marina fa ianareo dia mankafy amin’ireo lehilahy ny filana ara-nofo ankoatr’ireo vehivavy ! Fa tena vahoaka mpanao ratsy tafahoatra ianareo”.
82وَمَا كَانَ جَوَابَ قَوْمِهِ إِلَّا أَن قَالُوا أَخْرِجُوهُم مِّن قَرْيَتِكُمْ ۖ إِنَّهُمْ أُنَاسٌ يَتَطَهَّرُونَ
Tsy inona akory ny valin-tenin’ny vahoakanyafa-tsy hoe : “Avoahy amin’ny tanànareo izy ireo. satria izy ireo dia olona mitazona ny fahadiovany (amin’ny fahotana)”.
83فَأَنجَيْنَاهُ وَأَهْلَهُ إِلَّا امْرَأَتَهُ كَانَتْ مِنَ الْغَابِرِينَ
Dia navotanay Izy sy ny fianakaviany, afa-tsy ny vadiny izay anisan’ireo voaringana.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
81Andininy

Fandikana — Al-A'raf 81

Surah Al-A'raf Andininy 81 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina fa ianareo dia mankafy amin’ireo lehilahy ny filana…

Surah Andininy 81/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 79–83. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers