Al-A'raf · 82/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
وَمَا كَانَ جَوَابَ قَوْمِهِ إِلَّا أَن قَالُوا أَخْرِجُوهُم مِّن قَرْيَتِكُمْ ۖ إِنَّهُمْ أُنَاسٌ يَتَطَهَّرُونَ ۝٨٢
Wa maa kaana jawaaba qawmihee illaa an qaalooo akhrijoohum min qaryatikum innahum unaasuny yatatah haroon
📖 Dikany Malagasy
Tsy inona akory ny valin-tenin’ny vahoakanyafa-tsy hoe : “Avoahy amin’ny tanànareo izy ireo. satria izy ireo dia olona mitazona ny fahadiovany (amin’ny fahotana)”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 80-84 — Al-A'raf

80وَلُوطًا إِذْ قَالَ لِقَوْمِهِ أَتَأْتُونَ الْفَاحِشَةَ مَا سَبَقَكُم بِهَا مِنْ أَحَدٍ مِّنَ الْعَالَمِينَ
Ary (tsarovy) i Lota, “Rehefa niteny tamin’ny vahoakany hoe : “Ianareo ve manao ny asa vetaveta izay tsy mbola nisy nanao izany teo alohanareo?.
81إِنَّكُمْ لَتَأْتُونَ الرِّجَالَ شَهْوَةً مِّن دُونِ النِّسَاءِ ۚ بَلْ أَنتُمْ قَوْمٌ مُّسْرِفُونَ
Tena marina fa ianareo dia mankafy amin’ireo lehilahy ny filana ara-nofo ankoatr’ireo vehivavy ! Fa tena vahoaka mpanao ratsy tafahoatra ianareo”.
82وَمَا كَانَ جَوَابَ قَوْمِهِ إِلَّا أَن قَالُوا أَخْرِجُوهُم مِّن قَرْيَتِكُمْ ۖ إِنَّهُمْ أُنَاسٌ يَتَطَهَّرُونَ
Tsy inona akory ny valin-tenin’ny vahoakanyafa-tsy hoe : “Avoahy amin’ny tanànareo izy ireo. satria izy ireo dia olona mitazona ny fahadiovany (amin’ny fahotana)”.
83فَأَنجَيْنَاهُ وَأَهْلَهُ إِلَّا امْرَأَتَهُ كَانَتْ مِنَ الْغَابِرِينَ
Dia navotanay Izy sy ny fianakaviany, afa-tsy ny vadiny izay anisan’ireo voaringana.
84وَأَمْطَرْنَا عَلَيْهِم مَّطَرًا ۖ فَانظُرْ كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الْمُجْرِمِينَ
Ary nandrotsahanay orana [87] tamin’izy ireo. Ka jereo àry, ahoana no fiafaran’ireo mpanao heloka bevava !
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
82Andininy

Fandikana — Al-A'raf 82

Surah Al-A'raf Andininy 82 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy inona akory ny valin-tenin’ny vahoakanyafa-tsy hoe : “Avoahy amin’ny…

Surah Andininy 82/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 80–84. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers