Al-Muddaththir · 15/56
Fandikana Fanononana — Surah Al-Muddaththir
ثُمَّ يَطْمَعُ أَنْ أَزِيدَ ۝١٥
Summa yat ma`u an azeed
📖 Dikany Malagasy
Kanefa dia mbola maniry homeko maro kokoa noho izany izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 13-17 — Surah Al-Muddaththir

13وَبَنِينَ شُهُودًا
Sy zanaka maro hiaraka aminy hatrany.
14وَمَهَّدتُّ لَهُ تَمْهِيدًا
Ary izay nomaniko tamin'ny fanomanana feno.
15ثُمَّ يَطْمَعُ أَنْ أَزِيدَ
Kanefa dia mbola maniry homeko maro kokoa noho izany izy.
16كَلَّا ۖ إِنَّهُ كَانَ لِآيَاتِنَا عَنِيدًا
Tsia ! Satria mandà mafy ireo andininy avy Aminay izy.
17سَأُرْهِقُهُ صَعُودًا
Ho tereko hiaka-piakarana izy.
Al-MuddaththirFizahan-takila Koraña
56Andininy
MeccanRevelation
15Andininy

Fandikana — Al-Muddaththir 15

Surah Al-Muddaththir Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Kanefa dia mbola maniry homeko maro kokoa noho izany izy.

Surah Andininy 15/56 — Surah Al-Muddaththir المدثر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Muddaththir Henoy, Surah Al-Muddaththir Fandikana, Surah Al-Muddaththir mp3, Surah Al-Muddaththir pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers