Al-Muddaththir · 16/56
Fandikana Fanononana — Al-Muddaththir
كَلَّا ۖ إِنَّهُ كَانَ لِآيَاتِنَا عَنِيدًا ۝١٦
Kallaaa innahoo kaana li Aayaatinaa `aneedaa
📖 Dikany Malagasy
Tsia ! Satria mandà mafy ireo andininy avy Aminay izy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 14-18 — Al-Muddaththir

14وَمَهَّدتُّ لَهُ تَمْهِيدًا
Ary izay nomaniko tamin'ny fanomanana feno.
15ثُمَّ يَطْمَعُ أَنْ أَزِيدَ
Kanefa dia mbola maniry homeko maro kokoa noho izany izy.
16كَلَّا ۖ إِنَّهُ كَانَ لِآيَاتِنَا عَنِيدًا
Tsia ! Satria mandà mafy ireo andininy avy Aminay izy.
17سَأُرْهِقُهُ صَعُودًا
Ho tereko hiaka-piakarana izy.
18إِنَّهُ فَكَّرَ وَقَدَّرَ
Nieritreritra izy ary nanapa-kevitra.
Al-MuddaththirFizahan-takila Koraña
56Andininy
MeccanRevelation
16Andininy

Fandikana — Al-Muddaththir 16

Surah Al-Muddaththir Andininy 16 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsia ! Satria mandà mafy ireo andininy avy Aminay izy.

Surah Andininy 16/56 — Al-Muddaththir المدثر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Muddaththir Henoy, Al-Muddaththir Fandikana, Al-Muddaththir mp3, Al-Muddaththir pdf. Andininy 14–18. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers