An-Naba · 13/40
Fandikana Fanononana — Surah An-Naba
وَجَعَلْنَا سِرَاجًا وَهَّاجًا ۝١٣
Waja`alna siraajaw wah haaja
📖 Dikany Malagasy
Ary nasiako jiro manazava izay mafana sy mahery vaika.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 11-15 — Surah An-Naba

11وَجَعَلْنَا النَّهَارَ مَعَاشًا
Ary nataoko ho fitadiavam-pivelomana ho anareo ny atoandro.
12وَبَنَيْنَا فَوْقَكُمْ سَبْعًا شِدَادًا
Ary naoriko eo amboninareo ireo lanitra fito sosona mafy orina.
13وَجَعَلْنَا سِرَاجًا وَهَّاجًا
Ary nasiako jiro manazava izay mafana sy mahery vaika.
14وَأَنزَلْنَا مِنَ الْمُعْصِرَاتِ مَاءً ثَجَّاجًا
Ary narotsako avy amin'ny rahona matevina ny rano sesehana.
15لِّنُخْرِجَ بِهِ حَبًّا وَنَبَاتًا
Mba hampitsiriako amin'ny alalan'izany ireo voa mahavelona sy zava-maniry isan-karazany.
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
13Andininy

Fandikana — An-Naba 13

Surah An-Naba Andininy 13 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nasiako jiro manazava izay mafana sy mahery vaika.

Surah Andininy 13/40 — Surah An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naba Henoy, Surah An-Naba Fandikana, Surah An-Naba mp3, Surah An-Naba pdf. Andininy 11–15. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers