An-Nazi'at · 13/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
فَإِنَّمَا هِيَ زَجْرَةٌ وَاحِدَةٌ ۝١٣
Fa inna ma hiya zajratuw-waahida
📖 Dikany Malagasy
Aza mangataka ny hanalavitra fa tsy hisy afa-tsy antso tokana ihany izany.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 11-15 — Surah An-Nazi'at

11أَإِذَا كُنَّا عِظَامًا نَّخِرَةً
" Raha toa isika ka ho taolana sy ho vovoka feno fahalovana? "
12قَالُوا تِلْكَ إِذًا كَرَّةٌ خَاسِرَةٌ
hilaza izy ireo hoe: " Dia ho fiverenana hamono antoka izany "
13فَإِنَّمَا هِيَ زَجْرَةٌ وَاحِدَةٌ
Aza mangataka ny hanalavitra fa tsy hisy afa-tsy antso tokana ihany izany.
14فَإِذَا هُم بِالسَّاهِرَةِ
Ary dia indro izy ireo ho eo ambonin'ny tanim-pitsarana
15هَلْ أَتَاكَ حَدِيثُ مُوسَىٰ
Moa ve tonga taminao ny tantaran'i Moosa?
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
13Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 13

Surah An-Nazi'at Andininy 13 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Aza mangataka ny hanalavitra fa tsy hisy afa-tsy antso tokana…

Surah Andininy 13/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 11–15. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers