An-Nazi'at · 37/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
فَأَمَّا مَن طَغَىٰ ۝٣٧
Fa ammaa man taghaa
📖 Dikany Malagasy
Fa izay nikomy tsy nankato an'I Allah kosa

🎧 Henoy


📜 Andininy 35-39 — Surah An-Nazi'at

35يَوْمَ يَتَذَكَّرُ الْإِنسَانُ مَا سَعَىٰ
amin'ny andro izay hahatsiarovan'ny olombelona ny asa rehetra nataony,
36وَبُرِّزَتِ الْجَحِيمُ لِمَن يَرَىٰ
dia hibaribary amin'izay mijery ny Afo be,
37فَأَمَّا مَن طَغَىٰ
Fa izay nikomy tsy nankato an'I Allah kosa
38وَآثَرَ الْحَيَاةَ الدُّنْيَا
sy nifidy ny fiainana eto ambonin'ny tany,
39فَإِنَّ الْجَحِيمَ هِيَ الْمَأْوَىٰ
dia ny Afo be no hitoeran'izy ireo,
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
37Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 37

Surah An-Nazi'at Andininy 37 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa izay nikomy tsy nankato an'I Allah kosa

Surah Andininy 37/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 35–39. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers