At-Takwir · 27/29
Fandikana Fanononana — Surah At-Takwir
إِنْ هُوَ إِلَّا ذِكْرٌ لِّلْعَالَمِينَ ۝٢٧
In huwa illaa zikrul lil`aalameen
📖 Dikany Malagasy
Tsy inona akory ity faminaniana ity afa-tsy fampahatsiahivana an'izao tontolo izao,

🎧 Henoy


📜 Andininy 25-29 — Surah At-Takwir

25وَمَا هُوَ بِقَوْلِ شَيْطَانٍ رَّجِيمٍ
izany dia tsy tenin'ilay demony izay voahozona!
26فَأَيْنَ تَذْهَبُونَ
koa aiza ary no hombanareo,
27إِنْ هُوَ إِلَّا ذِكْرٌ لِّلْعَالَمِينَ
Tsy inona akory ity faminaniana ity afa-tsy fampahatsiahivana an'izao tontolo izao,
28لِمَن شَاءَ مِنكُمْ أَن يَسْتَقِيمَ
Ho an'izay manam-paniriana ny hanaraka ny fahitsiana aminareo,
29وَمَا تَشَاءُونَ إِلَّا أَن يَشَاءَ اللَّهُ رَبُّ الْعَالَمِينَ
Tsy hanam-pahefana ny amin'izany ianareo raha tsy sitrak'I Allah tompon'izao tontolo izao.
At-TakwirFizahan-takila Koraña
29Andininy
MeccanRevelation
27Andininy

Fandikana — At-Takwir 27

Surah At-Takwir Andininy 27 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy inona akory ity faminaniana ity afa-tsy fampahatsiahivana an'izao tontolo…

Surah Andininy 27/29 — Surah At-Takwir التكوير (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Takwir Henoy, Surah At-Takwir Fandikana, Surah At-Takwir mp3, Surah At-Takwir pdf. Andininy 25–29. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers