Ash-Shams · 8/15
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shams
فَأَلْهَمَهَا فُجُورَهَا وَتَقْوَاهَا ۝٨
Fa-alhamahaa fujoorahaa wa taqwaahaa
📖 Dikany Malagasy
Izay nampahafantatra azy ny fitondran-tena ratsy sy ny fahaizana mitandrina.

🎧 Henoy


📜 Andininy 6-10 — Surah Ash-Shams

6وَالْأَرْضِ وَمَا طَحَاهَا
Sy amin'ny tany sy izay nampitoviana aminy tamin'ny namelarana azy.
7وَنَفْسٍ وَمَا سَوَّاهَا
Sy amin'ny fanahy sy izay nandavorariany azy.
8فَأَلْهَمَهَا فُجُورَهَا وَتَقْوَاهَا
Izay nampahafantatra azy ny fitondran-tena ratsy sy ny fahaizana mitandrina.
9قَدْ أَفْلَحَ مَن زَكَّاهَا
Sambatra tokoa izay nanadio ny fanahiny,
10وَقَدْ خَابَ مَن دَسَّاهَا
Ary tena maty antoka izay nandoto ny azy.
Ash-ShamsFizahan-takila Koraña
15Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — Ash-Shams 8

Surah Ash-Shams Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izay nampahafantatra azy ny fitondran-tena ratsy sy ny fahaizana mitandrina.

Surah Andininy 8/15 — Surah Ash-Shams الشمس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shams Henoy, Surah Ash-Shams Fandikana, Surah Ash-Shams mp3, Surah Ash-Shams pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers