Houd · 103/123
Fandikana Fanononana — Houd
إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً لِّمَنْ خَافَ عَذَابَ الْآخِرَةِ ۚ ذَٰلِكَ يَوْمٌ مَّجْمُوعٌ لَّهُ النَّاسُ وَذَٰلِكَ يَوْمٌ مَّشْهُودٌ ١٠٣
Transliteration
Inna fee zaalika la aayatal liman khaafa `azaabal Aakhirah; zaalika Yawmum majmoo`ul lahun naasu wa zaalika Yawmum mashhood
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tena marina fa izany dia famantarana ho an’izay matahotra ny famaizana any an-koatra. Izany no Andro hamoriana ireo olona, ary andro manetriketrika hijoroan’ny rehetra ho vavolombelona.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 101-105 — Houd
101وَمَا ظَلَمْنَاهُمْ وَلَٰكِن ظَلَمُوا أَنفُسَهُمْ ۖ فَمَا أَغْنَتْ عَنْهُمْ آلِهَتُهُمُ الَّتِي يَدْعُونَ مِن دُونِ اللَّهِ مِن شَيْءٍ لَّمَّا جَاءَ أَمْرُ رَبِّكَ ۖ وَمَا زَادُوهُمْ غَيْرَ تَتْبِيبٍ
Ary tsy nanao ny tsy rariny tamin’izy ireo Izahay fa izy ireo ihany no nanao ny tsy rariny tamin’ny tenany. Ny sampin’izy ireo izay nitalahoany ankoatr’i Allah dia tsy nahavita na inona na inona tamin’izy ireo na dia kely aza. Rehefa tonga ny baikon’ny Tomponao (famaizana) dia tsy nanao afa-tsy izay nampitombo ny faty antoka ho azy ireo ihany.
102وَكَذَٰلِكَ أَخْذُ رَبِّكَ إِذَا أَخَذَ الْقُرَىٰ وَهِيَ ظَالِمَةٌ ۚ إِنَّ أَخْذَهُ أَلِيمٌ شَدِيدٌ
Tahaka izany ny hamafin’ny sazin’ny Tomponao raha mikapoka ireo tanàna mpanao ny tsy rariny Izy. Ny saziny dia tena mamirifiry sy henjana tokoa.
103إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً لِّمَنْ خَافَ عَذَابَ الْآخِرَةِ ۚ ذَٰلِكَ يَوْمٌ مَّجْمُوعٌ لَّهُ النَّاسُ وَذَٰلِكَ يَوْمٌ مَّشْهُودٌ
Tena marina fa izany dia famantarana ho an’izay matahotra ny famaizana any an-koatra. Izany no Andro hamoriana ireo olona, ary andro manetriketrika hijoroan’ny rehetra ho vavolombelona.
104وَمَا نُؤَخِّرُهُ إِلَّا لِأَجَلٍ مَّعْدُودٍ
Ary Izahay dia tsy hanemotra izany raha tsy amin’ny fotoana tena voafetra.
105يَوْمَ يَأْتِ لَا تَكَلَّمُ نَفْسٌ إِلَّا بِإِذْنِهِ ۚ فَمِنْهُمْ شَقِيٌّ وَسَعِيدٌ
Ary amin’ny Andro ahatongavan’izany dia tsy misy na dia iray aza afaka hiteny raha tsy amin’ny alalany (Allah), ka hisy amin’izy ireo no ho ory, sy ho sambatra.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
103Andininy
Fandikana — Houd 103
Surah Houd Andininy 103 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina fa izany dia famantarana ho an’izay matahotra ny…Surah Andininy 103/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 101–105. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








