Houd · 73/123
Fandikana Fanononana — Houd
قَالُوا أَتَعْجَبِينَ مِنْ أَمْرِ اللَّهِ ۖ رَحْمَتُ اللَّهِ وَبَرَكَاتُهُ عَلَيْكُمْ أَهْلَ الْبَيْتِ ۚ إِنَّهُ حَمِيدٌ مَّجِيدٌ ۝٧٣
Qaalooo ata`jabeena min amril laahi rahmatul laahi wa barakaatuho `alaikum Ahlal Bayt; innahoo Hameedum Majeed
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo nanao hoe : "Moa ve mahagaga anao ny fandaharan’i Allah ? Ny famindram-pon’i ALLAH sy ny fahasoavany anie ho aminareo tompon’ity trano ity ! Izy no tena mendri-piderana sy mendrika hankalazaina !’’
🎧 Henoy

📜 Andininy 71-75 — Houd

71وَامْرَأَتُهُ قَائِمَةٌ فَضَحِكَتْ فَبَشَّرْنَاهَا بِإِسْحَاقَ وَمِن وَرَاءِ إِسْحَاقَ يَعْقُوبَ
Nitsangana ny vadiny (vadin’i Abrahama) ary nihomehy, koa nilaza vaovao mahafaly taminy Izahay fa hanan-janaka (lahy) Isaka Izy, ary aorian’i Isaka dia i Jakoba.
72قَالَتْ يَا وَيْلَتَىٰ أَأَلِدُ وَأَنَا عَجُوزٌ وَهَٰذَا بَعْلِي شَيْخًا ۖ إِنَّ هَٰذَا لَشَيْءٌ عَجِيبٌ
Niteny Izy ka nanao hoe : " Loza izany ! Hiteraka ve Aho nefa Izaho efa antitra ary ny vadiko koa dia efa anti-dahy ? Ary tena zava-mahagaga tokoa izany ! "
73قَالُوا أَتَعْجَبِينَ مِنْ أَمْرِ اللَّهِ ۖ رَحْمَتُ اللَّهِ وَبَرَكَاتُهُ عَلَيْكُمْ أَهْلَ الْبَيْتِ ۚ إِنَّهُ حَمِيدٌ مَّجِيدٌ
Niteny izy ireo nanao hoe : "Moa ve mahagaga anao ny fandaharan’i Allah ? Ny famindram-pon’i ALLAH sy ny fahasoavany anie ho aminareo tompon’ity trano ity ! Izy no tena mendri-piderana sy mendrika hankalazaina !’’
74فَلَمَّا ذَهَبَ عَنْ إِبْرَاهِيمَ الرَّوْعُ وَجَاءَتْهُ الْبُشْرَىٰ يُجَادِلُنَا فِي قَوْمِ لُوطٍ
Rehefa niala tamin’i Abrahama (Ibrahim) ny tahotra dia tonga taminy ny vaovao mahafaly, dia indro izy nifanakalo hevitra Taminay mahakasika ny vahoakan’i Lota.
75إِنَّ إِبْرَاهِيمَ لَحَلِيمٌ أَوَّاهٌ مُّنِيبٌ
75 – ka hamafisina, fa i Abrahama (Ibrahim) dia Olon’ny fangorahana, fitalahoana sy fibebahana.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
73Andininy

Fandikana — Houd 73

Surah Houd Andininy 73 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo nanao hoe : "Moa ve mahagaga anao…

Surah Andininy 73/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 71–75. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers