Houd · 78/123
Fandikana Fanononana — Houd
وَجَاءَهُ قَوْمُهُ يُهْرَعُونَ إِلَيْهِ وَمِن قَبْلُ كَانُوا يَعْمَلُونَ السَّيِّئَاتِ ۚ قَالَ يَا قَوْمِ هَٰؤُلَاءِ بَنَاتِي هُنَّ أَطْهَرُ لَكُمْ ۖ فَاتَّقُوا اللَّهَ وَلَا تُخْزُونِ فِي ضَيْفِي ۖ أَلَيْسَ مِنكُمْ رَجُلٌ رَّشِيدٌ ۝٧٨
Wa jaaa`ahoo qawmuhoo yuhra`oona ilaihi wa min qablu kaanoo ya`maloonas saiyiaat; qaala yaa qawmi haaa`ulaaa`i banaatee hunna atharu lakum fattaqul laaha wa laa tukhzooni fee daifee alaisa minkum rajulur rasheed
📖 Dikany Malagasy
Fa ireo vahoakany kosa, dia tonga nihazakazaka nanatona Azy. Ary teo aloha dia nanao asa ratsy izy ireo. Niteny Izy (Lota) ka nanao hoe: “ Oh ry vahoakako ! ireto ny zanako vavy : Madio tokoa izy ireo ho Anareo. Ka matahora an’i Allah àry Ianareo, ary aza manala-baraka Ahy amin’ireto vahiniko Ianareo. Moa ve tsy mba misy lehilahy misaina eto Aminareo ? ”

🎧 Henoy


📜 Andininy 76-80 — Houd

76يَا إِبْرَاهِيمُ أَعْرِضْ عَنْ هَٰذَا ۖ إِنَّهُ قَدْ جَاءَ أَمْرُ رَبِّكَ ۖ وَإِنَّهُمْ آتِيهِمْ عَذَابٌ غَيْرُ مَرْدُودٍ
Oh ry Abrahama (Ibrahim) ! avelao any izany, tena marina fa efa tonga ny didin’ny Tomponao, ary hihatra amin’izy ireo ny sazy tsy azo hialana.
77وَلَمَّا جَاءَتْ رُسُلُنَا لُوطًا سِيءَ بِهِمْ وَضَاقَ بِهِمْ ذَرْعًا وَقَالَ هَٰذَا يَوْمٌ عَصِيبٌ
Ary raha tonga tamin’i Lota ireo irakay (Anjely), dia nalahelo mafy Izy noho izy ireo, sady nahatsiaro henatra lehibe. Ary niteny Izy ka nanao hoe : “ ity àry ilay Andro tena sarotra tokoa ”.
78وَجَاءَهُ قَوْمُهُ يُهْرَعُونَ إِلَيْهِ وَمِن قَبْلُ كَانُوا يَعْمَلُونَ السَّيِّئَاتِ ۚ قَالَ يَا قَوْمِ هَٰؤُلَاءِ بَنَاتِي هُنَّ أَطْهَرُ لَكُمْ ۖ فَاتَّقُوا اللَّهَ وَلَا تُخْزُونِ فِي ضَيْفِي ۖ أَلَيْسَ مِنكُمْ رَجُلٌ رَّشِيدٌ
Fa ireo vahoakany kosa, dia tonga nihazakazaka nanatona Azy. Ary teo aloha dia nanao asa ratsy izy ireo. Niteny Izy (Lota) ka nanao hoe: “ Oh ry vahoakako ! ireto ny zanako vavy : Madio tokoa izy ireo ho Anareo. Ka matahora an’i Allah àry Ianareo, ary aza manala-baraka Ahy amin’ireto vahiniko Ianareo. Moa ve tsy mba misy lehilahy misaina eto Aminareo ? ”
79قَالُوا لَقَدْ عَلِمْتَ مَا لَنَا فِي بَنَاتِكَ مِنْ حَقٍّ وَإِنَّكَ لَتَعْلَمُ مَا نُرِيدُ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : " Efa fantatrao tsara, fa tsy manan-jo amin’ireo zanakao vavy ireo Izahay. Tena marina fa Ianao dia mahalala tsara izay tadiavinay ”.
80قَالَ لَوْ أَنَّ لِي بِكُمْ قُوَّةً أَوْ آوِي إِلَىٰ رُكْنٍ شَدِيدٍ
Niteny izy ka nanao hoe : “ Raha manana hery hanoherana Anareo Aho, na koa nahita andry matanjaka hiankinana ! "
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
78Andininy

Fandikana — Houd 78

Surah Houd Andininy 78 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa ireo vahoakany kosa, dia tonga nihazakazaka nanatona Azy. Ary…

Surah Andininy 78/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 76–80. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers