Yosofy · 17/111
Fandikana Fanononana — Yosofy
قَالُوا يَا أَبَانَا إِنَّا ذَهَبْنَا نَسْتَبِقُ وَتَرَكْنَا يُوسُفَ عِندَ مَتَاعِنَا فَأَكَلَهُ الذِّئْبُ ۖ وَمَا أَنتَ بِمُؤْمِنٍ لَّنَا وَلَوْ كُنَّا صَادِقِينَ ۝١٧
Qaaloo yaaa abaanaaa innaa zahabnaa nastabiqu wa taraknaa Yoosufa `inda mataa`inaa fa akhalahuz zi`b, wa maaa anta bimu`minil lanaa wa law kunnaa saadiqeen
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo ka nanao hoe : Oh ry Dadanay o ! nandeha nifaninana nihazakazaka Izahay, ka navelanay teo akaikin’ny entanay i Yosofa, ka nohanin’ny amboadia Izy. Ary tsy hino Anay velively Ianao, na dia milaza ny marina aza Izahay.”
🎧 Henoy

📜 Andininy 15-19 — Yosofy

15فَلَمَّا ذَهَبُوا بِهِ وَأَجْمَعُوا أَن يَجْعَلُوهُ فِي غَيَابَتِ الْجُبِّ ۚ وَأَوْحَيْنَا إِلَيْهِ لَتُنَبِّئَنَّهُم بِأَمْرِهِمْ هَٰذَا وَهُمْ لَا يَشْعُرُونَ
Ary raha nentin’izy ireo izy, ka nifanarahan’izy ireo ny hamarina azy, anaty vovo lalina indrindra, dia nambaranay taminy hoe: “Mbola hampahafantarinao azy ireo, indray andro any, izao nataon’izy ireo izao, fa tsy tsapan’izy ireo izany ankehitriny”.
16وَجَاءُوا أَبَاهُمْ عِشَاءً يَبْكُونَ
Tonga tany amin’ny Rainy izy ireo ny alina sady nitomany.
17قَالُوا يَا أَبَانَا إِنَّا ذَهَبْنَا نَسْتَبِقُ وَتَرَكْنَا يُوسُفَ عِندَ مَتَاعِنَا فَأَكَلَهُ الذِّئْبُ ۖ وَمَا أَنتَ بِمُؤْمِنٍ لَّنَا وَلَوْ كُنَّا صَادِقِينَ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : Oh ry Dadanay o ! nandeha nifaninana nihazakazaka Izahay, ka navelanay teo akaikin’ny entanay i Yosofa, ka nohanin’ny amboadia Izy. Ary tsy hino Anay velively Ianao, na dia milaza ny marina aza Izahay.”
18وَجَاءُوا عَلَىٰ قَمِيصِهِ بِدَمٍ كَذِبٍ ۚ قَالَ بَلْ سَوَّلَتْ لَكُمْ أَنفُسُكُمْ أَمْرًا ۖ فَصَبْرٌ جَمِيلٌ ۖ وَاللَّهُ الْمُسْتَعَانُ عَلَىٰ مَا تَصِفُونَ
Nentin’izy ireo ny akanjony lainga mihosi-drà . Niteny izy hoe : “Ny fanahy ratsinareo no nanosika anareo hanao tetika… ka tsy misy azoko atao afa-tsy ny faharetana tsara! Ary Allah no hangatahana vonjy amin’izay notantarainareo! ”
19وَجَاءَتْ سَيَّارَةٌ فَأَرْسَلُوا وَارِدَهُمْ فَأَدْلَىٰ دَلْوَهُ ۖ قَالَ يَا بُشْرَىٰ هَٰذَا غُلَامٌ ۚ وَأَسَرُّوهُ بِضَاعَةً ۚ وَاللَّهُ عَلِيمٌ بِمَا يَعْمَلُونَ
Nefa, nisy andian’olona anankiray tonga. Nirahin’izy ireo ny mpaka ny ranony, dia nampidina ny fanovozana kely. Hoy izy : “Vaovao mahafaly! Indro, nahita zazalahy kely aho!”. Ary nafenin’izy ireo izy (hamidy) toy ny entam-barotra. Nefa fantatr’Allah tsara izay ataon’izy ireo.
YosofyFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
17Andininy

Fandikana — Yosofy 17

Surah Yosofy Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo ka nanao hoe : Oh ry Dadanay…

Surah Andininy 17/111 — Yosofy يوسف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yosofy Henoy, Yosofy Fandikana, Yosofy mp3, Yosofy pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers