Al-Hijr · 46/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
ادْخُلُوهَا بِسَلَامٍ آمِنِينَ ۝٤٦
Udkhuloohaa bisalaamin aamineen
📖 Dikany Malagasy
“ Midira ao Ianareo am-piadanana sy am-pilaminana ”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 44-48 — Surah Al-Hijr

44لَهَا سَبْعَةُ أَبْوَابٍ لِّكُلِّ بَابٍ مِّنْهُمْ جُزْءٌ مَّقْسُومٌ
Ahitana varavarana fito izany, ary ny varavarana tsirairay dia samy manana ny ampahany amin’izy ireo.
45إِنَّ الْمُتَّقِينَ فِي جَنَّاتٍ وَعُيُونٍ
Ho ao amin’ireo zaridaina sy loharano ireo vonto-pinoana,
46ادْخُلُوهَا بِسَلَامٍ آمِنِينَ
“ Midira ao Ianareo am-piadanana sy am-pilaminana ”.
47وَنَزَعْنَا مَا فِي صُدُورِهِم مِّنْ غِلٍّ إِخْوَانًا عَلَىٰ سُرُرٍ مُّتَقَابِلِينَ
Ary noesorinay tao an-tratran’izy ireo ny lolom-po ary samy ahatsapa izy ireo fa mpirahalahy, izay mifanatrika eo ambonin’ireo farafara.
48لَا يَمَسُّهُمْ فِيهَا نَصَبٌ وَمَا هُم مِّنْهَا بِمُخْرَجِينَ
Tsy misy havizanana ahazo azy ireo. Ary tsy havoaka ao izy ireo.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
46Andininy

Fandikana — Al-Hijr 46

Surah Al-Hijr Andininy 46 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : “ Midira ao Ianareo am-piadanana sy am-pilaminana ”.

Surah Andininy 46/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 44–48. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers