Al-Hijr · 47/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
وَنَزَعْنَا مَا فِي صُدُورِهِم مِّنْ غِلٍّ إِخْوَانًا عَلَىٰ سُرُرٍ مُّتَقَابِلِينَ ۝٤٧
Wa naza`naa ma fee sudoorihim min ghillin ikhwaanan `alaa sururim mutaqaabileen
📖 Dikany Malagasy
Ary noesorinay tao an-tratran’izy ireo ny lolom-po ary samy ahatsapa izy ireo fa mpirahalahy, izay mifanatrika eo ambonin’ireo farafara.

🎧 Henoy


📜 Andininy 45-49 — Surah Al-Hijr

45إِنَّ الْمُتَّقِينَ فِي جَنَّاتٍ وَعُيُونٍ
Ho ao amin’ireo zaridaina sy loharano ireo vonto-pinoana,
46ادْخُلُوهَا بِسَلَامٍ آمِنِينَ
“ Midira ao Ianareo am-piadanana sy am-pilaminana ”.
47وَنَزَعْنَا مَا فِي صُدُورِهِم مِّنْ غِلٍّ إِخْوَانًا عَلَىٰ سُرُرٍ مُّتَقَابِلِينَ
Ary noesorinay tao an-tratran’izy ireo ny lolom-po ary samy ahatsapa izy ireo fa mpirahalahy, izay mifanatrika eo ambonin’ireo farafara.
48لَا يَمَسُّهُمْ فِيهَا نَصَبٌ وَمَا هُم مِّنْهَا بِمُخْرَجِينَ
Tsy misy havizanana ahazo azy ireo. Ary tsy havoaka ao izy ireo.
49۞ نَبِّئْ عِبَادِي أَنِّي أَنَا الْغَفُورُ الرَّحِيمُ
Ampahafantaro ireo mpanompoko fa Izaho ilay Mpamela heloka, ilay be Fiantrana.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
47Andininy

Fandikana — Al-Hijr 47

Surah Al-Hijr Andininy 47 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary noesorinay tao an-tratran’izy ireo ny lolom-po ary samy ahatsapa…

Surah Andininy 47/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 45–49. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers