Al-Hijr · 45/99
Fandikana Fanononana — Al-Hijr
إِنَّ الْمُتَّقِينَ فِي جَنَّاتٍ وَعُيُونٍ ۝٤٥
Innal muttaqeena fee Jannaatinw wa `uyoon
📖 Dikany Malagasy
Ho ao amin’ireo zaridaina sy loharano ireo vonto-pinoana,
🎧 Henoy

📜 Andininy 43-47 — Al-Hijr

43وَإِنَّ جَهَنَّمَ لَمَوْعِدُهُمْ أَجْمَعِينَ
Ary tena marina fa ny Afobe Djahannama no toeram-pihaonan’izy rehetra.
44لَهَا سَبْعَةُ أَبْوَابٍ لِّكُلِّ بَابٍ مِّنْهُمْ جُزْءٌ مَّقْسُومٌ
Ahitana varavarana fito izany, ary ny varavarana tsirairay dia samy manana ny ampahany amin’izy ireo.
45إِنَّ الْمُتَّقِينَ فِي جَنَّاتٍ وَعُيُونٍ
Ho ao amin’ireo zaridaina sy loharano ireo vonto-pinoana,
46ادْخُلُوهَا بِسَلَامٍ آمِنِينَ
“ Midira ao Ianareo am-piadanana sy am-pilaminana ”.
47وَنَزَعْنَا مَا فِي صُدُورِهِم مِّنْ غِلٍّ إِخْوَانًا عَلَىٰ سُرُرٍ مُّتَقَابِلِينَ
Ary noesorinay tao an-tratran’izy ireo ny lolom-po ary samy ahatsapa izy ireo fa mpirahalahy, izay mifanatrika eo ambonin’ireo farafara.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
45Andininy

Fandikana — Al-Hijr 45

Surah Al-Hijr Andininy 45 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ho ao amin’ireo zaridaina sy loharano ireo vonto-pinoana,

Surah Andininy 45/99 — Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Hijr Henoy, Al-Hijr Fandikana, Al-Hijr mp3, Al-Hijr pdf. Andininy 43–47. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers