Al-Hijr · 50/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
وَأَنَّ عَذَابِي هُوَ الْعَذَابُ الْأَلِيمُ ۝٥٠
Wa anna `azaabee uwal `azaabul aleem
📖 Dikany Malagasy
Ary marina fa ny saziko dia tena sazy mamirifiry.

🎧 Henoy


📜 Andininy 48-52 — Surah Al-Hijr

48لَا يَمَسُّهُمْ فِيهَا نَصَبٌ وَمَا هُم مِّنْهَا بِمُخْرَجِينَ
Tsy misy havizanana ahazo azy ireo. Ary tsy havoaka ao izy ireo.
49۞ نَبِّئْ عِبَادِي أَنِّي أَنَا الْغَفُورُ الرَّحِيمُ
Ampahafantaro ireo mpanompoko fa Izaho ilay Mpamela heloka, ilay be Fiantrana.
50وَأَنَّ عَذَابِي هُوَ الْعَذَابُ الْأَلِيمُ
Ary marina fa ny saziko dia tena sazy mamirifiry.
51وَنَبِّئْهُمْ عَن ضَيْفِ إِبْرَاهِيمَ
Ary ampahafantaro azy ireo ny mahakasika ireo vahinin’i Ibrahim (ireo Anjely).
52إِذْ دَخَلُوا عَلَيْهِ فَقَالُوا سَلَامًا قَالَ إِنَّا مِنكُمْ وَجِلُونَ
Raha niditra tao aminy izy ireo ka nilaza nanao hoe : “ Fiadanana (salamo) ! Namaly Izy (Ibrahim) nanao hoe : “ Matahotra Anareo Izahay ! ”
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
50Andininy

Fandikana — Al-Hijr 50

Surah Al-Hijr Andininy 50 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary marina fa ny saziko dia tena sazy mamirifiry.

Surah Andininy 50/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 48–52. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers